Namoahan’ny polisy filazana fikarohana, maty rotiky ny bala tetsy Ankazomanga ny jiolahy iray nitondra antsilava, afakomaly alina. Nampihorohoro olona maro eny amin’ny manodidina an’i 67 Ha sy Ankasina iny ity jiolahy ity. Tsy vitan’ny manendaka an-dalambe miaraka amin’ny fitaovam-piadiana toy ny zava-maranitra izy. Mamaky trano ary mamono ho faty ireo […]
Mois : avril 2023
FITEAM: mitaky ny hanasaziana ireo zandary nitifitr’olona tao Amboasary
Niara-niombom-peo ny Fikambanan’ny Terak’Androy eto Madagasikara (Fiteam) manoloana ny herisetra nataon’ireo zandary tamina raiamandreny sady lehiben’ny andrimasom-pokonolona ao Amboasary Atsimo, ny 1 marsa 2023 teo. Nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, no nanamafisan’izy ireo izany. Araka ny fanazavan’ny solontenan’ny mpikambana, Mbola Mamonjisoa Jean Chrysostôme, tamin’io fotoana io tao amin’ny […]
Tir en l’air du 13 Avril 2023
Orange Pro League: Elgeco Plus passe au tour suivant
Dans la conférence Sud de l’Orange pro League, Elgeco Plus emboîte le pas au CFFA en se qualifiant pour les playoffs. Hier, lors du match en retard contre Jet Kintana, Datsiry et compagnie se sont imposés sur le score de 2-1. Ce résultat leur assure une place au tour suivant. […]
Drag Racing: le premier défi avec 60 concurrents
On attend une affluence monstre lors de la première manche du championnat de Madagascar organisée par le club Runmada sur la piste d’Arivonimamo. «Le Premier défi Mobil Drag Racing XXL» de ce 23 avril verra la participation de 60 concurrents. Parmi les pilotes engagés figurent évidemment le champion de Madagascar […]




