Nijery ny fandehan’ny asa fanamboaran-dalana teny Ivato manakaiky ny seranam-piaramanidina, omaly, ny governoran’Analamanga, Rasoamaromaka Hery sy ireo mpiara-miasa aminy. Nohazavainy tamin’izany ny fitsinjarana andraikitry ny faritra Analamanga sy ny minisiteran’ny Asa vaventy ary ny CUA amin’ny fanamboarana ireo lalana simba eto Antananarivo sy ny manodidina. Miainga eny Ivato ny asa […]
Mois : avril 2023
Varotra hani-masaka : mitohy ny fampiofanana ataon’ny CUA, INTH, Fhorm
Mifarimbona ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy Fhorm ary ny INTH amin’ny famolavolana ireo mpivarotra hani-masaka ho tonga matihanina amin’ny asa fivelomany. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fanatanterahana ny vinan’ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina, amin’ny fampivoarana ireo mpivarotra madinika izao fiofanana izao. Hofanina mandritra ny herinandro, araka izany, ireo mpivarotra hahafehy ny […]
Rafi-pampianarana : “Sahirana ny sehatra tsy miankina”
Efa lany teny amin’ny parlemanta ny lalàna mifehy ny rafi-pampianarana vaovao eto Madagasikara saingy miandry ny didy fampiharana. Misedra olana mifandraika amin’izany anefa ny tsy miankina. Naparitaka eny anivon’ny sokajy na vondrona voakasika mivantana (firaisamonina sivily, Vovonan’ny sekoly tsy miankina… ireo sekoly tsy anaty fikambanana) ny lalàna ho fampahafantarana ary […]
Kitra any Meksika : mpitsara nikasi-tanana mpilalao
Hatairana ny an’ny rehetra, omaly, tany Meksika. Nikasi-tanana mpilalao ilay mpitsara lalao baolina kitra meksikanina, Fernando Hernandez. Marihina fa tamin’ny lalao nihaonan’ny América sy ny Club Leon, amin’ny fifaninanana “La Liga MX” no nitranga ny olana. Raha hiverenana ny zava-nitranga, nitarika tamin’ny isa 1 no ho 0 ny Club Leon, […]
Orange Pro League : tafita amin’ny « Play off » koa ny Cosfa
Taorian’ny Fosa Junior Boeny, tafakatra amin’ny dingan’ny “playoff” an’ny fifaninanam-pirenena, taranja baolina kitra, “Orange Pro League” (OPL) ihany koa ny Cosfa Analamanga. Manana isa 23 ny ekipan’ny miaramila amin’izany, ary miray vondrona izy ireo sy ny Fosa Junior Boeny, ao amin’ny kaonferansy avaratra. Vaovao tsara ho an’ny miaramila, hita omaly, […]




