Mois : avril 2023

Akademia Malagasy : nisy ny fanolorana ny politikan’ny teny vaovao

Notanterahina teny amin’ny Lapan’ny Akademia Ma­lagasy Tsimbazaza, ny velakevitra “Fampiharana ny Po­litikan’ny teny: Ny teny ma­lagasy vaovao”. Ny tolakandron’ny alakamisy 27 avrily 2023, no nanatanterahana azy ity, vela-kevitra tafiditra tao anatin’ny lahadiniky ny fivoriambe iombonan’ny Akade­mi­sianina. Andria­mi­haja So­lo­navalona, nandalina ma­no­kana mom­ba ny abidia sy ny fanisana malagasy, no ni­tondra ny […]

Samy tompon’andraikitra

Hifarana ny herinandro! Ho lavalava ny fialana sasatra. Hanka­laza ny fetin’ny asa isika, ny alatsinainy ho avy izao. Andro iraisam-pirenena, iarahana amin’ny firenena maneran-tany izany. Ho an’i Ma­da­gasikara manokana, inona no andrasana ? Inona no mba ho fiantrai­kany amin’ny mponina, izay iaraha-mahalala fa latsaka anaty fahan­trana lalina ? Hatreto hetsika toy ny […]

Fananana tsy ara-dalàna: vola 5,720 miliara Ar, fiara 182 no nogiazana

Am-perinasa tanteraka ny ARAI,ilay rafitra napetraka hamerina amin’ny fanjakana ny fananana azo tamin’ny tsy ara-dalàna. Efa nanageja vola 5,720 miliara Ar sy fiara 182 izy. “Efa be dia be ny kaonty any amin’ny banky voageja. Nefa tsy maintsy mifandray amin’ny banky izahay ma­nontany: ohatrinona marina ny vola amin’ireny kaonty ireny?”, hoy […]

Mahamasina : ramatoa 50 taona tratra nangalatra

Noraisim-potsiny! Voa­sam­botry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahadimy (CSP5), Mahamasina, ny ramatoa iray 50 taona, afakomaly tolakandro, noho ny halatra nataony. Maro ireo fitarainana voarain’ny polisy miasa eo anivon’ny CSP5 mahakasika ireo olon-dratsy manararaotra isaky ny tsenan’ Ala­ka­misy, ao Mahamasina. Nametraka ny lamina sy ny paikady rehetra mba […]

Mpivarotra sy mpitsindrona rongony : folo mianadahy indray voasambotry ny polisy

Miampy isa indray ireo voasambotra momban’ ny raharaha fitsindromana zava-mahadomelina mahery vaika izay efa miparitaka eto an-dRenivohitra. Olona folo voasambotry ny polisy avy eo anivon’ny sampana mi­ady amin’ny zava-mahadomelina, omaly. Miparitaka manerana an’Antananarivo ireo midoroka sy mitsindrona io karazan-java-mahadomelina mahery vaika io. Ho an’ireo olona fito tra-tehaka ireto, nisy ireo voasambotra […]