Misaona ny tontolon’ny baolina lavalava maneran-tany. Nindaosin’ny fahafatesana, tany Louit, ao Hautes-PyrĂ©nĂ©es, ny talata lasa teo, i Bernard Lapasset, filohan’ny federasiona frantsay sady mpitantana ny federasiona iraisam-pirenena “World rugby”. Ny aretina efa nitaiza azy nandritra ny fotoana naharitra no nitarika ny fahafatesany teo amin’ny faha-75 taonany. Anisan’ny mpitantana nanamarika ny […]
Mois : mai 2023
Orange Pro League : hanokatra ny lalao ny CFFA sy ny Ajesaia
Hifandona amin’ny lalao ampahavalon-dalana “Playoff 2023”, amin’ny fifaninanam-pirenena, Orange Pro League, ny CFFA sy ny Ajesaia. Hatao amin’ny 2 jolay ny lalao famaranana. Ny ekipan’ny CFFA Andoharanofotsy sy ny Ajesaia BongoÂlava no hihaona voalohany amin’ny lalao ampahavalon-dalana, mandroso, fifaninanam-pirenena «Playoff 2023 OPL». Hotanterahina ny 13 mey ho avy izao, eny […]
Asa fanatsikafonana : mpanao gazety 7 nahazo mari-pankasitrahana
30 taona omaly, ny nankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety. Anisan’ny nankalaza izany ny Transparency InterÂnaÂtional Initiative Madagascar (TI-MG) sy ny tambajotra Malina. Nikarakara fifaninanana «Grand prix MaÂliÂna 2023», andiany 5 izy ireo. Mpanao gazety 7 mianadahy, mendrika tamin’ny asa fanatsikafonana, ireo nandresy tamin’izany. Natolotra, omaly, teny amin’ny […]
Sarin’ady “Ivondro 2023”: nifampizara fahaiza-manao ny Tafika Malagasy sy Frantsay
Vita soa aman-tsara ny sarin’ady “Ivondro 2023”, notanterahina tao Toamasina sy Nosy Boraha (Sainte-Marie). Nifarana , omaly, ny fifampizarana traikefa teo amin’ny miaramila malagasy sy frantsay. Nifarana , omaly , ny fanazaran-tena iraisam-pirenena “Ivondro 2023” notanteraÂhin’ny Tafika Malagasy niaraka tamin’ny Tafika FranÂtsay, tao Toamasina sy Nosy Boraha. Arivo mahery ireo […]
Indray mijery
Mandritra ny fotoan’ny ririnina, toy ny fanao isan-taona, manamaivana ny vesatry ny fianakaviana amin’ny fanatanterahana ny forazaza ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Tanterahina manerana ny Nosy, anatin’ny varavarana misokatra, amin’izao fotona izao, eny anivon’ny hopitalin’ny distrika sy ny faritra manerana ny Nosy ny forazaza. Maimaimpoana ny fanaovana azy hanampiana ny mpiara-belona. Vahoaka […]




