Mois : mai 2023

Fanararaotana mpivavaka : pasitera sy namany telo nidoboka am-ponja

Nidoboka am-ponja vonjimaika taorian’ny fampanoavana ilay pasitera mpitari-pivavahana sy ny namany telo hafa ao amina fiangonana zandriny iray ao Fianarantsoa, afakomaly. Voasaringotra ho nanao fanararaotana ara-nofo tamina renim-pianakaviana mpivavaka ao amin’io fiangonana sahaniny io izy ireo. Raha tsiahivina, nanao fitarainana teny anivon’ny fitsarana ao an-toerana ny mpiangona telo vavy. “Efa […]

Efa nahazo 3 tapitrisa Ar… : tratra ny mpisoloky ho mpandefa mpiasa any Maurice

Voasambotry ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Talatamaty, teny Alasora, ny lehilahy iray misoloky ho mpandefa olona hiasa any amin’ny Nosy Maurice. Araka ny tatitra nampitain’ny zandary, ny volana febroary 2023 lasa teo, nifanena tamina vehivavy iray izy ary nilaza fa mahavita mandefa mpiasa any Maurice. Roboka tokoa ilay vehivavy […]

Famakiana fiara: ben’ny Tanàna lasibatra, telo lahy voasambotra

Voasambotry ny polisy ireo telo lahy namaky ny fiaran’ny ben’ny Tanàna’i Sambava, tao Toamasina, omaly. Nangalatra vola mitetina 1 tapitrisa Ar mahery niampy vola vahiny 100 Euros teo akaikin’ny trano fandraisam-bahiny ny mpangalatra iray, afakomaly. Fiara iray nipetraka amoron-dalana tsy nisy olona tao anatiny. Hitan’ity olon-dratsy izany ka nohararaotiny. No­vakiany […]