Nidoboka am-ponja, ny zoma 9 jona teo, ilay mpangalatr’omby sady mpamono olona iray ikoizana tao amin’ny distrikan’Ampanihy Andrefana taorian’ny fampanoavana. Dahalo raindahiny, efa namono olona tamin’ny alalan’ny basy izy, ny 29 aogositra 2019. Namoy ny ainy tamin’izany ny lehilahy lehibe iray 60 taona. Nokarohina, tsy hita ity dahalo ity. Niala tao […]
Mois : juin 2023
Naiditra am-ponja… : tratra ireo mpanao trafika sy mpidoroka rôrô
Naiditra am-ponja, omaly, rehefa avy natolotra ny fampanoavana ny tambajotra mpanao trafikana zava-mahadomelina mahery vaika (rôrô). Tratran’ny polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina teny amin’ny faritra Ankorondrano, afakomaly ireo olona dimy voarohirohy tamin’ity raharaha fivarotana sy fidorohana ary firaisana tsikombakomba amin’ny fanaovana trafikana zava-mahadomelina ity. Angom-baovao no nahafahan’ny polisy nandeha […]
Mampikony : tratra i Goralahy mpaka an-keriny
Tratra ihany! Nokarohina nanomboka ny taona 2017, voasambotry ny zandary tao amin’ny distrikan’i Mampikony i Goralahy, dahalo mpaka an-keriny. Lehiben’ny dahalo mpanao io asa ratsy io mihitsy izy raha ny fanazavan’ny zandary. Nitondra takaitra tamin’ny fakana an-keriny nataony niaraka tamin’ireo namany ny tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ampasimatera. Nitory teny anivon’ny […]
Nanafika Cash Point : jiolahy iray maty voatifitry ny zandary
Lasan’ny jiolahy ny vola 2 800 000Ar tao amina Cash Point iray niharan’ny fanafihana tao Amboniavaratra Tsiroanomandidy, afakomaly. Rotiky ny balan’ny zandary ny jiolahy iray avy nanafika Cash Point tao amin’ny fokontany Amboniavaratra, kaominina Ambararatabe, distrikan’i Tsiroanomandidy, afakomaly tolakandro. Lasany nandritra ny fanafihana ny vola mitentina 2 800 000Ar. Nisy afaka niantso ny zandary […]
La Maison du Vita Malagasy : le patriotisme économique au cœur du métier
Les nappes de table ornées de petites figures évoquant la vie quotidienne des Malgaches ne sont pas révolues. Bien qu’elles rappellent l’art de la décoration des grands-mères, elles demeurent intemporelles. De nos jours, ce ne sont plus les mamies qui brodent ces tissus, mais plutôt des jeunes qui ont pris […]




