Mois : juin 2023

Mise en accusation devant la HCJ : la commission interpelle les groupes parlementaires

La mise en accusation d’anciens hauts responsables devant la Haute cour de justice (HCJ), est sans cesse repoussée aux calendes grecques, au niveau de l’Assemblée nationale. Après plusieurs tentatives ratées, la commission mise en place, ne perd pas encore espoir en lançant un appel aux groupes parlementaires, à mobiliser leurs […]

Festival des rugbys : hifanandrina i Madagasikara sy i La Réunion

Ho fetiben’ny baolina lavalava, etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny tontolo andron’ny alahady 11 jona 2023. Hotantera­hina eny mantsy ny «Festi­val des rugbys», fiarahana mientana sahady ny ho fisian’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny baolina lavalava, tanterahina any Frantsa, ny 8 septambra ka hatramin’ny 28 oktobra ho avy izao. […]

Ligue des Champions 2023 : Manchester City sa Inter Milan ?

Hotanterahina anio, ao amin’ny kianjan’i Istanbul ny lalao famaranana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa « Ligue des Cham­pions 2023 » (LDC). Araka izany, hiady ny amboarabe ny Man­chester City, anglisy sy ny Inter Milan, Italianina. Tsia­hivina fa ny Manchester City, nanilika ny Real de Madrid, Espaina teo amin’ny lalao manasa-dalana, raha […]

Orange Pro League : hafana ny lalao manasa-dalana

Hotanterahina manomboka anio ny lalao manasa-dalana mandroso amin’ny fifaninanam-pirenena “Playoff Orange Pro League (OPL)”. Anisan’ireo lalao tena andrasan’ny maro ny fihaonana eo amin’ny Fosa Junior Boeny sy ny Ajesaia Bongolava. Fifanandrinana hotontosaina ny alahady ho avy izao, eny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus By-pass. Mbola manala vela ny mpilalaon’i Bongo­lava satria efa […]