Nodinihina ary nolaniana fanindroany teo anivon’ny Antenimierampirenena, nandritra ny fivoriambe, omaly alarobia 7 jona, ny volavolan-dalàna laharana faha-005/ 2023, tamin’ny 12 avrily 2023, izay manavao ny lalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany (Code minier). Nekena ary nolanian’ny solombavambahoaka avokoa ireo andininy sivy sy toko iray nitondran’ny Antenimierandoholona fanovana sy fanitsiana. […]
Mois : juin 2023
Tontolo iainana: loharanom-bola ny fanodinana fako
Azo avadika ho harena ny fako enti-mamelona tokantrano sy olona maro. Tafiditra indrindra izany amin’ny sehatry ny fiarovana ny tontolo iainana sy anatin’ny toekarena maitso. Anisan’ny dingana iray anatin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny fanentanana sy fampahafantarana ny momban’ny fahapotehan’ny zava-mananaina sy ny tontolo iainana. Tafiditra anatin’izany ilay hetsika “Ode ry […]
Halatra fiara 4×4 : mpitondra taxi nosamborin’ny polisy teny Tanjombato
Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny Sûreté urbaine ny jiolahy nangalatra fiara, nanaovana filazana fahaverezana, tao amin’ny tambajotran-tserasera “facebook”. Tratra teny Ankadilalampotsy Ankaraobato ity jiolahy ity, omaly tolakandro tamin’ny 1 ora. Nafeniny tao amina kizo iray ity fiara ity rehefa avy nangalariny. Tsiahivina fa very nisy nangalatra teo amin’ny fiantsonan’ny […]
Ilaina ny fandinihan-tena
Trangam-piarahamonina iray nanaitra tamin’ity herinandro ity no andeha horesahina. Miditra anatin’ny vanim-potoanan’ny fanadinana ny ankamaroan’ny sekoly, indrindra ny sekoly tsy miankina. Misy amin’ny mpianatra anefa no tsy afaka niatrika izany noho ny antony samihafa. Antony iray tena nanaitra no hasiana tsindrim-peo: ireo ankizy navoaka ny efitrano ka nalefa nody, satria […]
Tapaka hisatra: taxi-be nahafaty mpitondra moto iray tetsy Avaradoha
Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina indray tetsy Avaradoha, boriborintany fahatelo, omaly maraina. Namoy ny ainy vokatry ny ratra mafy nahazo azy ny lehilahy iray. Nifaoka moto roa sy fiara tsy mataho-dalana ary sprinter, ny taxi-be iray tapaka hisatra avy any Ampasapito hizotra ho any Avaradoha, omaly tamin’ny 9 ora sy sasany maraina. […]




