Mitambontsi-pandry ny zavakanto malagasy. Saika ahatazanana io tranga io ny ankamaroan’izy ireo, indrindra eo amin’ny kalitao. Maika loatra ? Ny fahamehana eo ihany fa ilay fomba nahatongavana eo amin’ny toerana maha «mpanakanto» no hafahafa ! Tsara ny mianatra mozika, kabary, hosodoko, sns, fa hadino ny mitazana na mamantatra ilay mampita […]
Mois : juin 2023
Hahazo anjara ny ray : hisy ny « Hiram-pitia ho an’i Dada »
Andro vitsivitsy izay no lasa, notolorana fanomezana izay heverina fa nanandrify azy ny reny. Tsy ho diso anjara ihany koa ny ray, afaka andro maromaro. Hanatanteraka seho natokana ho azy ireo ny tarika Gasy Miangola sy ny Andriampaniry. «Hiram-pitia ho an’i Dada», hotontosaina eny amin’ny efitrano malalaky ny Karaoke 411, […]
Kanto sy tontolo iainana: tanjona ny hampanakoako ny antso fiarovana ny zava-mananaina
Manana anjara amin’ny fiarovana sy fanentanana eo amin’ny fikajiana ny tontolo iainana ny haikanto. Niray feo ny mpanakanto maro nandritra ny hetsika ho amin’izany. Notontosaina, omaly, teny amin’ny zaridainan’ Antaninarenina, ny hetsika «Ode ry Gasikarako». Ny Madagascar Brand Communication (MBC) no tompon-kevitra amin’ny fanatanterahana ny hetsika. Mahazo vahana manokana amin’izao […]
Airtel : Avahana ny fako
Nandray anjara tamin’ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tontolo iainana (JME), ny 5 Jona 2023 ny vondrona Airtel. Anisan’ny hifantohany ny fiparitahan’ny fako plastika mandoto ny tontolo iainana. Maro ny hetsika nataony eo anivon’ny orinasa. Toy ny fampiasana vera tavoahangy ao am-piasana, fametrahana fitoeran-drano sotroina azo ampiana fa tsy […]
« Foire internationale de l’agriculture » : hampiroborobo ny fifanakalozana ny andiany fahadimy
Hiompana betsaka amin’ny fikolokoloana sy fiarovana ny tontolo iainana ao anatin’ny fandraisana andraikitra (Eco responsable) ny « Foire internationale de l’agriculture, de l’élevage et de la pêche » (FIA), amin’ity andiany fahadimy ity. Hatao ny 21 hatramin’ny 24 septambra izao eny amin’ny parc des expos, Forello Tanjombato, ny hetsika. Tanjona ny hamory […]




