Betsaka ireo tanora liana amin’ny fihariana, fa indrindra eo amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana, ao amin’ny kaominina Andilanatoby, distrikan’Ambatondrazaka. Nifarana afakomaly ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo maniry hisitraka ny tetikasa “Titre vert”, ao amin’ny faitra Alaotra Mangoro. Fantatra tamin’izay fa miisa 175 ireo maniry hisantatra sy hisitraka ny tetikasa […]
Mois : juin 2023
Lalam-pirenena fahadimy: kamiao mpitondra entana nihitsoka tao ambany tetezana
Anisan’ny mampihitsoka ny fandrosoana eto Madagasikara ny fahapotehan’ny lalam- pirenena. Afakomaly, kamiobe mpitatra entana nihitsoka teo amin’ny tetezana, lalam- pirenena fahadimy tapany voalohany. Potika ny lalam-pirenena fahadimy tapany voalohany, mampifandray an’i Toamasina sy Ambatohasina, mialoha ny hidirana an’Antaratasy, Pk 35. Fiarabe mpitatitra entam-barotra iray no nihitsoka teo amin’ny tetezam-by nandritra […]
Ankadifotsy: jiolahy tratra teo am-pamakiana lakozia
Tsy mifidy intsony ny jiolahy! Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahatelo (CSP3) Antaninandro, teny Ankadifotsy, omaly maraina tamin’ny 9 ora sy 30 mn, ny jiolahy raindahiny amin’ny vaky trano. Voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra miharo vaky trano izy. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, nihanika tambohon’olona iray eny […]
Tanjombato : vehivavy mpivarotra rongony tratra
Noraisim-potsiny ny vehivavy iray mpivarotra zava-mahadomelina teny Tanjombato, afakomaly. Naharay fitarainana tamin’ny tsara sitrapo, nanao fanadihadiana ary nidina ifotony nijery ny zava-nisy ny polisy. Tratra tao Ankady Tanjombato io vehivavy io. Natao ny fisavana, sarona tao aminy ny rongony 275 fonosana. Mahalafo 15 hatramin’ny 20 isan’andro izy, raha ny nambarany. […]
Toby famaharan’ny Tafika an-dranomasina: lehiben’ny Etamazaoro ny amiraly Tsiriniaina Gabriel
Tontosa, omaly, teo ambany fiahian’ny minisitry ny Fiarovam-pirenena (MDN), ny Jly Rakotoarijaona Josoa ny lanonana ara-miaramila telo lehibe izay samy manana ny lanjany, tao amin’ny toby famaharan’ny Tafika an-dranomasina ao Antsiranana… Notanterahina tao amin’ny toby famaharan’ny Tafika an-dranomasina ao Antsiranana. Lanonana teo ambany fitarihan’ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika, ny Jly Sahivelo […]




