Nisongadina ny EPP Behenjy, tamin’ny fifaninanana “WikiChallenge 2023”. Nahazo ny vola 5 000 euros hividianana fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatra ny sekoly. Iarahan’ny Fondation Orange sy ny fikambanana Wiki in Africa mikarakara isan-taona ny fifaninanana. Natokana ho an’ny ankizy 9 ka hatramin’ny 13 taona, mianatra eny anivon’ ireo sekoly efa nametrahan’ ny […]
Mois : juin 2023
Baba Tea Longo : manampy ny tanora hitia fanatanjahantena
Mirona amin’ny fidorohana sy fitsindronana zava-mahadomelina ny ankamaroan’ny ankizy sy ny tanora Malagasy, ankehitriny, raha ny zava-misy. “Ampiana hitia sy hivondrona anatin’ny fanaovana fanatanjahantena izy ireo mba hialana amin’ izany”, hoy ny filoha mpitantana ny tanora any amin’ ny faritr’Androy, Goulamaly Jacques Bruno Fils na i Baba Tea Longo, raha […]
ONG Arovy ny marary: hamerina ny hasin’ny fitsaboana sy hanampy ny marary
30 taona ankehitriny ny ONG Arovy ny marary. Tsirin-kevitra avy amin’ny mpiasan’ny fahasalamana maromaro teo anivon’ny hopitaly CHUJRA no navadika ho asa. 30 taona ny ONG Arovy ny marary (Anyma). Teraka tamin’ny faniriana hampamiratra ny hasin’ny fitsaboana eto Madagasikara, ny taona 1993 sy hahafahana mandray an-tanana ny marary rehetra. “Nanampy […]
Sarimihetsika eto Afrika : nahazo fiofanana ireo tanora sangany
Tafiditra ho anisan’ny mpanatontosa, misitraka ny fampiofanana ho an’ny tanora misehatra eo amin’ny horonan-tsarimihetsika i Hary Joel, tanora mpanatontosa film malagasy. Mirahalahy izy ireo no misitraka izany fampiofanana izany. Mandritra ny roa herinandro, nanomboka ny 28 mey 2023 hatramin’ny 11 jona 2023 no hanatontosana izany, ao amin’ ny Ville de […]
Ezaka mandeha ila : mitaky fahasahiana ny fampitiavana ny teny malagasy
Mbola ao anatin’ny «Volan’ ny teny malagasy». Tsy tafajanona eo amin’ny tsy fampiasana ny teny malagasy intsony ny Malagasy fa efa tonga amin’ny fankahalana na tsy fitiavana azy io mihitsy. Mitaky fahasahiana isan-tsehatra ny fanarenana izay lesoka izay. Ny ray aman-dreny ao amin’ny ankohonana, ohatra, no manatanteraka izany voalohany. Miteny, […]




