Mois : juin 2023

«Fiba World Cup U19»: hisy manam-pahaizana hitily mpilalao

Hiatrika ny lalao maneran-tany amin’ny taranja basikety “Fiba World Cup U-19”, izay hatao any Debrecen, ny 24 jona- 2 jolay ho avy izao, ny Ankoay lahy. Araka ny fanadihadiana natao, hisy mpitily matihanina “agents recruteurs” hijery amin’io fotoana io. Araka ny filazan’Andriantsarafara Lovasoa, kapitenin’ny An­koay, fotoana fanararaotana hampisehoana ny talenta […]

Tenisy – “Billie Jean King Cup” : tsara fanombohana ny ekipa malagasy

Nahazo fahombiazana avy hatrany ny ekipam-pirenena malagasy. Resin’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1, ny ekipan’i Cameroun, nandritra ny andro voalohan’ny fifaninanana “Billie Jean King Cup”, atao any Kigali, ny 5-10 jona izao. Marihina fa fifanintsanana isaky ny ekipa ny “Billie Jean King Cup”. Araka ny voka-dalao, ny alatsinainy […]

Rugby – XXL Top 20: hivadika ho Top 12 amin’ny taona 2024

Miato aloha ny fifaninanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 20”. Efa fantatra avokoa ireo ekipa 16 hiatrika ny dingana ampahavalon-dalana. Mbola misy efatra mihintsana aorian’izay. Taorian’ny fahavitan’ ny fifanintsanana isam-bon­drona, efa fantatra avokoa ireo fileovana 16 tafita amin’ny ampahavalon-dalana, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara “XXL Top […]

Fitsaboana nentim-paharazana: hamafisina ny lalàna mifehy ny asa

Nivory tetsy amin’ny Ki­anjan’ny kanto Mahamasina, ireo mpikambana ao anatin’ny Association des tradipraticiens Malagasy (Astrama), omaly. Fotoana nandini­han’izy ireo ny sata mifehy sy fifidianana ny birao vaovao mandrafitra ny fikambanana ary nijerena ny andraikitr’izy ireo eo amin’ny sehatry ny fitsaboana. Tan­jo­na ny hampahatsiahy ny lalàna sy ny didim-panjakana ary ny […]