Mois : juillet 2023

Ankoatra ny lalam-pirenena : hamboarina ny lalana tena ratsy eto an-drenivohitra

Hanomboka ny fanarenana ny lalan-dratsy eto Antananarivo Renivohitra. Anisan’ny laharam-pahamehana toy izany koa ny lalam-pirenena faharoa, mankany Toamasina. Harenina ny ankamaroan’ireo lalana tena ra­tsy, taorian’ny fo­toam–pa­ha­varatra. Manampy ny lalam-pirenena, voakasik’izany ma­nokana ny eto Antananarivo Renivohitra, izay tafiditra ao anatin’ny antsoina hoe asa vonjitaitra, satria tena ilaina sady maika ny hanaovana […]

Mpianatra doctorant : “Tsy azo terena hikarakara Bacc”

Manoloana ny teny midina avy amin’ny tomponandraikitry ny oniversiten’Antana­na­ri­vo fa tsy maintsy manampy ny sampandraharaha mikarakara ny fanadinana ireo mpianatra taona voalohany manomana “doctorat” ka hisahana andraikitra mandritra ny fanadinana bakalorea manomboka amin’ ny alatsinainy ho avy izao. Na­nao fampahafantarana ny sendikàn’ny mpampianatra mpi­karoka (Seces), sampana Antananarivo, omaly, fa tsy […]

BEPC: tsara ny vokatra ho an’ny faritra Atsinanana

Tsara ny voka-panadinana BEPC ho an’ny faritra Atsi­na­nana, raha ireo efa nahazoana vokatra ofisialy. Ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana Toamasina I, nahatratra 60,76 % ny taham-pahafahana, raha 54,97% ny taon-dasa. 5 569 ny mpianatra voasoratra anarana ka 286 tsy tonga niatrika fanadinana. Nohamafisin’ny lehiben’ny fari-piadidiam-mpa­mpianarana Toamasina I, Ma­ra Sylvie fa nisy ny […]

Zava-mahadomelina : sarotra tsaboina ny fiankinan-doha

Niompana tamin’ny fiankinan-doha amin’ny zava-mahadomelina, ny antony sy ny voka-dratsiny, ny lohahevitry ny fivoriana siantifika fahavalo, omaly, teny amin’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza. Noho ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina, indrindra ny héroïne (rôrô), eto amintsika tato ho ato no nikarakaran’ny «Société malagasy de psychiatrie» (Somap) ny hetsika . Mitarika fiankinan-doha ara-batana sy ara-tsaina […]

Lycée any Toamasina: mpianatra 7 amin’ny 600 mandray héroïne

Tafiditra amin’ny fandraisana zava- mahadomelina ny tanora amin’izao fotoana izao. Tsy ny sigara sy ny toaka ihany fa hatramin’ny héroïne, araka ny fanadihadiana tany Toamasina. Hitan’ny tomponandraikitry ny «service psychiatrique» eo anivon’ny CHU Analakininina, Toama­si­na fa maro ny ray aman-dreny mitondra ny zanany hozahan’ ny mpitsabo satria manana olana any […]