Mahasarika tanora, maharevo ny ankizy. Vitsy dia vitsy anefa ireo mahatazona ilay feo mampiavaka ny Malagasy tahaka ny angola. Saika hala-tahaka ny feon’ireo mpihira vahiny no heno. Ilay hira rahateo, manana firafitra hira vahiny. Vitsy amin’ireo tanora no mamorona na mihira batrelaka, bagasy, salegy, sns, kanefa ireny no tena mahatahiry […]
Mois : juillet 2023
Teny malagasy: ny avo feo no manana ny marina
Diso io ! Marina io ! Na ireo teny malagasy anisan’ny tsotra indrindra aza, mbola (na nanjary) iharan’io tranga io. Vokatry ny tsy fisian’ny rafitra mazava sy tsy fandraisana andraikitra, manangasanga any ho any ny «Ny avo feo no mandresy» ! Mikaroka ny mpikaroka. Mandinika ny mpandinika. Mampianatra ny mpampianatra. Mianatra ny mpianatra… […]
FANTINA sy FINTINA
“Misy ny fifidianana ary miroso”, hoy ny governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery. Aza variana amin’ny zavatra tsy hahasoa. Tena hatahoran’ny mpanohitra ny hoe mbola hirotsa-kofidina ny filoha, izay malagasy ray sy reny. Tsy misy ny fanalana ny zom-pireneny amin’izany. Mahazo mirotsa-kofidina izy, rehefa te hirotsaka. “Izay didy izay ve no […]
Famatsiam-bola propangady : mampahatsiahy ny tokony hisian’ny kaonty ny CCFVP
Ny lalàna fehizoro 2018-008 no mamaritra ny fifidianana sy ny famatsiam-bola amin’ny fampielezan-kevitra. Enim-bolana mialoha ka hatramin’ny telo volana aorian’ny famoahana ny voka-pifidianana ofisialy no sahanin’ny kaontin’ny fampielezan-kevitra iray. Manoloana izany, mitohy ny atrikasa ataon’ny Vaomiera fanaraha-maso ny famatsiam-bolan’ny fiainana politika (CCFVP) amin’izao ankatoky ny fifidianana izao. Taorian’ny faritanin’Antsiranana sy […]
Tsy mila mpampiesona
Milamindamina ny raharaha politika eto am-piandrasana ny lahatenin’ny Filoham-pirenena rahampitso alina. Misy lamina manokana mihitsy ny fikarakarana ity fanambarana ho an’ny vahoaka malagasy ity. Mifanindran-dalana amin’izany, sady miasa no miala sasatra any amin’ny Nosy Sainte Marie ny tompom-pahefana, ankehitriny. Iaraha-mahalala fa nihazakazaka be tampoka teo ny resaka fifidianana. Tsy […]




