Mois : juillet 2023

Fanatsarana fotodrafitrasa : notokanan’ny filoha ny “Aeroport” any Sainte Marie

Hiova tsy ho toy ny teo aloha intsony. Notokanan’ny filoha Rajoelina, omaly hariva, ny fiakaran’ny lentan’ny seranam-piaramanidina ao Ravoraha, Ste Marie. “Ato am-poko ianareo. Anton’ny ezaka re­hetra hampandrosoana ny aty izany ka mifamatotra isika ary tsy hisaraka”, hoy ny filoha Rajoelina. Roa sosona ny lanonana tamin’ izany. Eo ny fanolorana […]

TSELATRA

 Nahazo fahafahana madiodio, ireo fito lahy voasaringotra tamin’ny raharaha fanolanana zazavavy iray tao Tsimenatse, Toliara. Niharan’ny fanolanana faobe  ilay zazavavy 13 taona, ny 22 febroary teo. Na­nao ny fanadihadiana ny mpitandro filaminana ka voasambotra izy 7 lahy. Taorian’ny voka-pitsarana omaly, afaka avokoa ireo nahina ho nahavanon-doza.  Nidoboka am-ponja ny mpisoloky, […]

Nandratra raim-pianakaviana : hampiakatra ny raharaha ilay lasibatra

Niakatra fampanoavana, ny alarobia teo, ilay lehilahy tompon’antoka tamina fandratrana raim-pianakaviana iray, teny Antanety Atsimo Ambohimanarina. Nivoaka ny didy ka voaheloka sazy mihantona dimy taona miampy onitra 10 tapitrisa Ar ity nahavanon-doza ity. Tsy ara-drariny ilay didim-pitsarana fa sazy mihatra fanagadrana am-ponja no nandrandrain’ny fianakavian’ilay niharam-boina kanefa sazy mihantona no […]

Nangalatra finday : mpangarom-paosy tratra tao anaty taxi-be

Lehilahy iray mpangarom-paosy, teo am-pikasana hangalatra finday no voasambotry ny polisy tao anaty taxi-be 137, tetsy Tanjombato, omaly. Niakatra anaty fiara fitateram-bahoaka, mody nipetraka teo akaikin’ny mpandeha iray io lehilahy io. Nosokiriny moramora tao anatina poketra ny finday an’ilay ramatoa. Natsofiny am-paosy izany. Tsy lavitra teo, tsikaritry ny polisy iray […]

Adin’ny mpivady: lehilahy hita faty nifatotra

Tsy hita popoka ny vadiny taorian’ny nahitana ny fatin-drangahy nifatotra teo ivelan’ny trano. Matetika misy disadisan-tokantrano izy mivady. Naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fon­jaben’Ambalatavoahangy, afakomaly, ilay renim-pianakaviana ahina ho tompon’antoka ho namono nahafaty ny vadiny. Hita faty nifatotra teo an-tokotany misy ny tranony ao Tanambao II, Toama­sina, ilay rangahy. “Somary […]