Mois : juillet 2023

Election présidentielle: la France reste fidèle à ses principes

La célébration de la fête du 14 juillet, hier à Ivandry, a été l’occasion pour l’ambassadeur de France à Madagascar, Arnaud Guillois, de réitérer la position de son pays, maintes fois exprimée, selon laquelle, « ni ingérence, ni indifférence de la France», dans l’élection présidentielle malgache. Sans équivoque, Arnaud Guillois a déclaré […]

SOMBIM-BAOVAO

Tsy tafiditra ao anatin’ny ekipan’ny Paris Saint Germain, Randriamamy Mathyas, ho an’ny taom-pilalaovana 2023. Malagasy mpiandry tsatoby, mila ravinahitra any ivelany. Araka ny vaovaon’ny RMC, tsy ao anatin’ny lisitry ny mpanazatra vaovao izy. Resy nanoloana ny mpifanandrina taminy, tamin’ilay fifaninanana «Tournoi Casely», taranja tenisy, ny Malagasy mpilalao, Rakotondrainibe Sampras. Fifaninanana […]

Lomano – Lalaon’ny Nosy : nahena ho 16 ny isan’ny Malagasy mpilomano hifaninana

Araka ny loharanom-baovao, 8 lahy sy 8 vavy no handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, taranja lomano, hiatrika ny andiany faha-11 ny lalaon’ny Nosy. 30 anefa no tokony ho isan’ny hisolo tena an’i Madagasikara tany am-boalohany, raha ny fanazavan’ny Tale teknika nasionaly eo anivon’ny federasiona mala­gasin’ny lomano, Razafin­drafidy Naivo. 16 ihany man­tsy […]

Tenisy ambony latabatra : “Expatriés” 5 hanao JIOI

Atleta malagasy, mila ravinahitra any ivelany, 5 no hanatevin-daharana ny ekipam-pirenena malagasy, hiatrika ny lalaon’ny Nosy, ho an’ny taranja tenisy ambony latabatra. Rakotoarimanana Fabio, Razafinarivo Antoine, Jonathan Nativel, Hanitra Karena ary Randrianarisoa Niantsa, izay efa manana “palmares” betsaka eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, izy ireo. Hanomboka ny 24 jolay ny fampivondronana […]

Kitra – Fifanintsanana «Mondial 2026»: iray vondrona indray i Madagascar sy i Ghana ary i Centrafrique

Fantatra avokoa ireo firenena miray vondrona amin’i Madagasikara amin’ny fifanintsanana ny hiatrehana ny «Mondial 2026». Hihaona ao indray ny Black Star Ghana sy ny Barea de Madagascar. Notanterahina tany Abidjan Côte d’Ivoire, omaly, ny antsapaka ho an’ireo firenena hifanintsana hiady ny toerana hiatrehana ny “Mondial 2026”. Ao amin’ny vondrona “I” […]