Hifarana ny « Festival international de danse de création » nampitondraina ny anarana « Evasion danse » andiany faharoa. Tao anatin’ny herinandro, na ireo mpikarakara na ireo nandray anjara, indrindra fa ny mpanatrika, samy nilaza ny halehibeazan’ny hetsika tahaka itony. Tsikaritry ny rehetra fa « taninketsan’ny dihy i Madagasikara ». Manana mpandihy tanora itoeran’ny talenta ny Malagasy. Mpandihy […]
Mois : juillet 2023
Feno 5 taona ny fandaharana : manabe sady mampihomehy ny “Eo ara oe”
Sady manala sorisory no handraisana hafatra. Anisan’ireo fandaharana be mpiandry isan’andro ny “Eo ara hoe”. Mifono fanabeazana. Feno 5 taona amin’ity taona ity ny nisian’ny fandaharana “Eo ara oe”, ao amin’ny fahitalavitra TV Plus. Nihaona tamin’ny mpanao gazety ireo tomponandraikitra sy mpilalao, omaly, tetsy Andraharo. Nampahafantarin’ izy ireo nandritra izany fa homarihina izay […]
Fambolena holatra any an-trano: manome lanja ny fanajana ny tontolo iainana
Maniry any anaty ala ny holatra amin’ny ankapobeny. Manomboka mahazo vahana, ankehitriny, ny fambolena azy ireny any an-trano sy anaty toerana mihiboka. Mba hialana amin’ ireo karazana holatra tsy azo hanina sy mahafaty. Vanim-potoana hitsirian’ ny holatra (champignon) any anaty ala ny mangatsiaka sy misy erika, anisan’ izany eto Madagasikara. […]
FANTINA sy FINTINA
Nihazo ny tany Marovoay ny mpanorina ny Tim, Ravalomanana Marc, omaly. Nambarany tamin’izany fa ny any an-toerana no nanazavany voalohany ny vinany, amin’ny alalan’ny Map Plus. “Anisan’ny sompitr’i Madagasikara ny aty Marovoay ka asa maika voalohany ny vahaolana momba ny sakafo”, hoy izy tamin’ireo vahoaka any an-toerana. Niatrika ny fanombohan’ny […]
Minisitry ny Fitsarana : “Na ny fanjakana aza azo torina”
“Tsy misy ny ambonin’ny lalàna, fa na ny fanjakana aza azo toriana”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana, tany Mahajanga, omaly. Tamin’ny lanonana nametrahana ny filohan’ny Fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana, Rabehaja Mirindra, no nanambarany izany. Nohamafisiny fa tsy mitanila ny fitsarana, malalaka amin’ny asany, mitsara […]




