Kianja Barea Mahamasina Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo, fa hisy orinasam-panjakana hatsangana manokana hisahana ny fitantanana ny kianja Barea Mahamasina. «Société de patrimoine Kianja Barea SA» no hajoro, ka 75 % ny petra-bolan’ny fanjakana malagasy raha toa ka ny 25 % ny an’ny Kaominina Antananarivo […]
Mois : juillet 2023
Basikety-“Africa North” : hitsara ny « Nations League » i Tojonirina
Tsy ny mpilalao ihany no mamiratra fa eo ihany koa ny mpitsara lalao. Nahazo fanendrena hitsara, mandritra ny fifaninana “Nations League Africa North “, hatao any Alzeria, ny Malagasy mpitsara iraisam-pirenena, Andriamanantsoa Tojonirina Harilala. Firenena miisa 6 eo amin’ny sokajy zazalahy, miampy firenena 6 eo amin’ny sokajy zazavavy no mandray […]
Beach rugby: hampiavaka ny « Festival des Baleines »
Hiavaka ny « Festival des Baleines » any amin’ny Nosy Sainte – Marie amin’ity taona ity. Misy karazana lalao ara-panatanjahatena maro. Sambany hisy ny Beach rugby. Hotanterahina ny 15 -23 jolay ho avy izao, any amin’ny Nosy Sainte-Marie, ny «Festival des Baleines 2023». Araka ny fanambarana nataon’i Claude Henry, filohan’ny […]
Gazety boky Politikà : mamakafaka ny resaka Tetezamita
Nivoaka, omaly, ny gazety boky Politikà, andiany faha-31, iandraketan’ny Friedrich-Ebert-Stiftung (FES Madagascar). Miresaka lafin-javatra maro misy eto amin’ny firenena ny votoatin’ny lahatsoratra ao anatiny. Nosafidiana manokana ny famoaboasana mikasika ny Tetezamita. “Tsapa fa miverina foana matetika io teny io, indrindra rehefa fotoam-pifidianana sy tranga politika toy izao”, hoy ny tonian-dahatsoratry […]
Tontolon’ny fonja : nokitihina ny tetibola amin’ny fampitaovana
Hahazo fampitaovana ireo fonja vao natsangana eto amin’ny Nosy. Nankatoavina ny hampiasana ny ampahany amin’ny tetibolan’ny minisiteran’ny Fitsarana hanaovana izany. Nahazo fankatoavana hampiasa ny ampahany amin’ny tetibolany ny minisiteran’ny Fitsarana. Ho fampitaovana ny fonja vao natsangana no antony hanetsehana izany tetibola izany. Fandriana sy kidoro vaovao no hovidina. Fonja misy […]




