Après son déplacement à Rome, le chef de l’Etat, Andry Rajoelina, s’est rendu directement à Toliara, hier, pour inaugurer plusieurs infrastructures. Il a été accueilli dans la liesse populaire. Un déplacement très attendu. Le président de la République, Andry Rajoelina, en compagnie d’une forte délégation gouvernementale et des proches du […]
Mois : août 2023
Antalaha : nohavaozina ny tanàna Orange roa
Nanomboka ny taona 2012 no notohanan’ny Orange solidarité sy ny Fondation Orange ny tanànan’i Mahevadoany sy Ambodirafia, Cap Est, ao amin’ny distrikan’Antalaha. Nohavaozina ny fotodrafitrasa maromaro, araka ny fifanarahana tamin’ny ONG Macolline. Tafiditra amin’izany ny toeram-pisakafoana an-dakilasy, toeram-pidiovana sy fivoahana ary ny paompin-drano hampiasain’ny mpianatra sy ny mponina ao Mahevadoany. […]
indray mijery
Hanomboka anio, haharitra hateloana ny “festival” momba ny atody. Hatao eny amin’ny kaominina Antanetibe Mahazaza, distrikan’Ambohidratrimo, karakarain’ny kaominina sy ny fikambanana 2A, ahitana ny fikambanan’ny mpiompy. Tanjona ny hisarihana ny mponina hanjifa atody sy hiompy akoho mpanatody lava fa mahavelona ity fihariana ity. Hanorana tandrifindrahona mahalana any Analanjirofo sy Toamasina, […]
Akany Iarivo Mivoy : ahodina ho lasa zavakanto ny akora
Nanao atrikasa mikasika ny fanodinana sy fandrariana ny akora eo ampelatanana ho lasa haingo sy zavatra azo ampiasaina indray ireo ankizy sy tanora mipetraka etsy amin’ny Akany Iarivo Mivoy, Anosizato. Niarahana tamin’ny ekipan’ny “Art et Culture (AEC)” izany. Nahafahan’ireo ankohonana ao an-toerana nisitraka fiofanana momba ny fikirakirana akora plastika rariana. […]
Fanadinam-panjakana : hisokatra ny volana janoary ny fisoratana anarana
Ilain’ny sekoly ny lamina momba ny tetiandrom-panadinana sy ny fisoratana anarana amin’ny fanadinam-panjakana, handrindrana ny fitantanana, indrindra ho an’ny sekoly tsy miankina. Navoakan’ny minisiteran’ ny Fanabeazam-pirenena ny alarobia teo, ny tetiandron’ny fanadinam-panjakana ho an’ny taom-pianarana 2023-2024 sy ny fotoana handraisana ny fisoratana anarana ho an’ireo mpiadina, araka ny didy hitsivolana […]




