Nisokatra ny 13 aogositra 2023 ary tsy hifarana raha tsy ny 26 aogositra 2023, ny fandraisana ny horonantsarin’ny mpifaninana ho amin’ny « Beat Box Battles Madagascar 2023 ». Ny fikambanana Beat Box Madagascar no mikarakara ny hetsika. Sokajy roa no hifaninanana amin’ity andiany fahadimy ity. Maimaimpoana tanteraka ny fandraisana anjara ary tsy […]
Mois : août 2023
TARATRY ny KANTO
Seho voalohan’i Erick Manana sy Dama, anio. Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany, etsy amin’ ny CCEsca Antanimena. Hisy seho faharoa, ny alahady 20 aogositra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. « Feo roa, gitara roa », toa ny nanombohan’ izy mirahalahy ity fiarahana ity ihany izany. Hisy ampahan’ny fizarana voalohany hatokan’izy […]
Zaridainan’Andohalo: hitohy amin’ny afondasy ny « Kindriandrian’Iarivo »
Zarina tsikelikely. Raha toa ka manana ny morondranomasina hialan’ny mpianakavy voly ny any an-tsiraka, manana ny eny amin’ny toerana avo koa ny eto Iarivo. Tanjona amin’ny « Afondasin’Andohalo » ny hanome fialamboly feno rehefa faran’ny herinandro. Efa nisy ny andiany voalohany, notontosaina ny 4 aogositra lasa teo. Nakana lesona hanarenana ny lesoka […]
Tsy fahalalana, eboebo, laza…: Endrika ivelany sisa ilay kolosaina
Iray amin’ireo mampiavaka an’i Madagasikara sy ny Malagasy manoloana ny firenen-kafa ny fananana kolontsaina marobe. Niharan’ny fiovana anefa izy ireny… Fandikan-teny « mivilana » ihany ny hoe « kolontsaina », raha takarina amin’ny foto-pisainana malagasy. Ny saina no nokoloina tamin’ny hira, fanorona, valiha, angano, kabary, katro, sns. Noho izany, « kolosaina » no tokony ho izy. […]
SOMBIM-BAOVAO
Afaka fito andro ! Hanomboka ny lalaon’ny Nosy, JIOI 2023, izay hatao eto amintsika ny 25 aogositra – 3 septambra ho avy izao. Nisy ny lalao fitsapana nataon’ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar sy ny ekipa voafantin’i Mahajanga, tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina, omaly. Tsy afaka natrehin’ny mpijery izany. Nivoaka omaly, tao […]




