Mois : août 2023

TARATRY ny KANTO

Hosafidiana amin’ny “Prix du Mérite Citoyen”, any Erquelinnes, Belgique i Pata Njava. 8 izy ireo no milahatra anatin’izany, izay heverina fa mitondra ny mahasoa hoan’ny fiarahamonina, isaky ny sehatra misy azy avy. Mpikambana ao amin’ny tarika Njava sy ny tarika Syarez no tena ahafantarana an’i Pata. Mpi­angaly sy mpampianatra mozika, […]

« Salon des Jeux de société »: kilalaon-tsaina maro no hifaninanana

Miditra amin’ny herinandro faharoa ny hetsika «Salon des jeux de sociéte», eny amin’ny Alliance française (Aft) Andavamamba. Fifaninana amina sehatra maro no handrafitra ny fandaharam-potoana amin’ity herinandro ity. Raha tsiahivina, ny 19 aogositra 2023 no hifarana ity hetsika ity, fotoana hanolorana ny loka ho an’ny mpandresy isaky ny karazany avy […]

SOMBIM-BAOVAO

Cosafa Women. Nampafantarina ny talata lasa teo ny anaran’ireo mpilalao 23 vavy mandrafitra ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Tsiahivina fa nisy dingana telo no natao nitilina ireo mpilalao ireo. Marihina fa ny Cosafa Women, hotanterahina ny 23 aogositra – 3 septambra ho avy izao, atsy Afrika Atsimo. Elgeco Plus. Niainga […]

Kitra – Amboaran’ny Filoha : hangotraka ny fihaonan’Antananarivo sy Antsiranana

Antananarivo hifanandrina amin’Antsiranana ary Toa­masina hifampitana amin’i Fi­a­narantsoa. Ireo no hiatrika ny lalao manasa-dalana hiadiana ny amboaran’ny Filoha, taranja baolina kitra. Fihaonana, hotanterahina anio alakamisy, eny amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium.. Hangotraka ny fihaonana, samy hiaro ny voninahiny avy mantsy ireo faritany tafita ireo. Hanohana ny ekipany avy ireo mpijery […]