Notanterahina omaly, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus Stadium By Pass, ny andro voalohan’ny fiadiana ny amboaram-paritra “Coupe du Président 2023” ho an’ny vondrona B. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1 ny ekipan’i Mahajanga sy i Fianarantsoa. Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy, afakomaly, ny filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina. Higadona eto […]
Mois : août 2023
Tsipy kanetibe : nahazo 9 tapitrisa Ariary ny mpilalao
Tonga teny amin’ny kianja complexe Vontovorona ny minisitra mpiahy roa lahy, ny ao amin’ny Harena an-kibon’ny tany, Rakotomalala Herindrainy Olivier, sy ny ao amin’ny Asa sy ny fampananan’asa, Richard Jean Bosco Rivotiana, omaly. Nitondra fanampiana ho an’ireo atleta amin’ny tsipy kanetibe izy ireo, araka ny fampanantenana natao, andro vitsy lasa […]
Taranja baolina kitra : ho fantatra anio izay ho filohan’ny ligy 22
Hotanterahina anio ny fifidianana izay ho filohan’ny ligim-paritry ny baolina kitra manerana an’i Madagasikara. Misy ireo kandidà teo aloha, mbola mifaninana… Hifantoka tanteraka amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny ligim-paritra ny baolina kitra, ny ligy 22 manerana an’i Madagasikara, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra amin’ity sabotsy 12 aogositra ity mantsy […]
VAOVAO TAMBATRA
Ho tapaka ny famatsiana herinaratra any amin’ ny faritra Atsimondrano rahampitso. Hisy fiantraikany amin’ny famatsian-drano koa izany noho ny fampiakarana tosika “surpresseur” miankina amin’ny herinaratra. Atao izao hisorohana ny fahatapahan-jiro matetika eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Nidina ho 600Ar ny kapoakan’ny vary any amin’ny faritra Melaky, tamin’ity herinandro ity, raha […]
Banky foibe-MMRS : tanjona ny hanondrana volamena iray taonina isam-bolana
Natao, omaly, ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) sy ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika (MMRS). Tanjona ny hanatsarana ny lafiny hanondranan’i Madagasikara volamena any ivelany. Nohatsaraina ny fifanaraha fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika (MMRS), sy ny […]




