Tarika mivohy ny hira evanjelika anisan’ny manana ny maha izy azy any ivelan’ny Nosy. Mandalo eto an-tanindrazana ankehitriny izy dimy mianadahy mandrafitra ny Groupe Ny Mino. Tsy matetika ny ahitana azy ireto manatanteraka seho eto an-toerana fa saika amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera no ahafahana miaina sy manaraka ireo hira evanjelika sy […]
Mois : août 2023
Jazz@Tohatohabato – « Jazz Kids » : nahatafita hafatra ireo zoky mpilalao jazz
Nosokafana, omaly, tao amin’ny Ivokolo Analakely ny fampisehoana voalohany amin’ny « Jazz@Tohatohabato ». Ireo kilonga voasokajy ao anatin’ny « Jazz Kids » no nanatanteraka izany. Nitendry ny vatamaroafitsoka i Mamy Robinson. Ny zanany vavy no nihira ny « Manin-te hody ». Niakatra ny sehatra ry zareo ao amin’ny Jazz Club CGM, tazana teny an-toerana i Pépé, […]
« Lalaon’ny Frankôfônia » tany Kinshasa : nahatontosa ny fanambiny ireo mpanakanto
Medaly volamena iray, medaly volafotsy iray. Azo lazaina fa vokatra tsara izany, ho an’ny sokajy zavakanto tamin’ny « lalaon’ny Frankôfônia ». Na ireo tsy nitondra medaly nody aza, afaka nirehareha ihany koa… «Hanome izay kanto indrindra avy aty aminay izahay, ho reharehan’i Madagasikara ». Fanamby sy fampanantenana nataon’ireo mpanakanto miisa 20 mahery, nialohan’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 14 isan-kerinandro ny sidina ataon’ny kaompania Kenya Airways eto amintsika, nanomboka ny 1 jona 2023 teo. Sidina mampitohy an’i Nairobi sy Antananarivo izany. Hita fa mihatsara tsikelikely ny fizahantany eto Madagasikara, ary miverina amin’ny laoniny toy ny talohan’ny krizy Covid-19 izany. Manomboka anio 10, 11, 12, 13 aogositra izao, […]
Foaran’ny fambolena, fiompiana ary jono : omena tosika mandritra ny foara ireo tetikasan’ny mpianatra injeniera
Notanterahina omaly, teny Tanjombato ny soniam-piaraha-miasa teo amin’ny mpianatra injeniera eny amin’ny polytéchnique Vontovorona sy ny mpikarakara ny hetsika (fia) foara iraisam-pirenena momba ny fambolena sy ny fiompiana. Nisy ihany koa ny fiofanana nataon’ireo mpianatra momba ny teknika sy fahaiza-miteny amim-pahatokiana sy mazava. Mba hahafahana mampihodina sy mandresy lahatra ny […]




