Betsaka ny olona mividy fanafody fampiakarana hery fiarovana sy fampidinana hafanana eny amin’ny farmasia amin’izao fotoana izao. Mihamahery ny fisehoan’ny gripa amin’ izao fotoana izao, hoy ny mpitsabo eny amin’ny hopitalim-panjakana sy ny dokotera tsy miankina eto an-drenivohitra. Tratrany avokoa na ireo mbola madinika na ny olon-dehibe, indrindra ireo manana […]
Mois : août 2023
TARATRY ny KANTO
5% ka hatramin’ny 6 % eo ho eo, amin’ireo tahirin’antontan-taratasy etsy amin’ny Arsivam-pirenena Tsaralalana ihany no mbola voavadika ho niomerika. Efa afaka jeren’ny olon-drehetra amin’ny alalan’ny teknôlôjia vaovao izy ireo. Mba hisorohana ny fahasimbana na sanatria faharovitan’ny taratasy ny antony. Tontosa sy efa afaka hanatanterahana seho ny Kianjan’ny hiragasy. Miandrandra […]
Na tsy nisy aza ny soratra : nifampatoky ny Malagasy
Izay voasoratra dia voasoratra ! Fehezanteny manambara ny lanjan’ny soratra amin’izao vanim-potoana izao. Tsy azo hivadihana na hodian-tsy hita, fa manana hery matanjaka hoenti-mifampifehy. Ireo sehatra nampiasana azy rahateo mametraka sahady io lanjany io. Nanoratana ireo didy aman-dalàna ifampifehezana. Tahaka izany ihany koa ny fifanarahana isan-karazany, fifampivarotana, fananganan-jaza, sns. Na […]
Jazz@tohatohabato : hosokafan’ny « Jazz Kids » ny sehatra
Raikitra ! Manomboka anio, hiaina andro maromaro ao anatin’ny jazz ny eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, tsy hifarana raha tsy amin’ny 5 ora sy sasany hariva, etsy amin’ny Ivokolo Analakely (Cemdlac teo aloha) no hisantaran’ny «Jazz Kids» ny fandaharam-potoanan’ny hetsika «Jazz@tohatohabato», andiany faha-12. […]
« Tetikasa Kanto Manabe » : tanjona ny hampivoatra sy hampiroborobo ny talentan’ny tanora
Maro ny tanora liana amin’ny fanaovana sary, ary tena manana talenta amin’izany izy ireo raha ny hita eny amin’ny fampirantiana “Diversité et Biodiversité de Madagascar”. Izany indrindra no nampisy ny tetikasa “Kanto Manabe” ho tombontsoan’izy ireo. Haikanto maro samihafa no miranty ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Ny 30 aogositra 2023 […]




