Notanterahina omaly ny andro voalohan’ny fifaninanana «Ligue des Champions 2023», taranja baolina kitra, diviziona faharoa, nasionaly. Araka ny vokatra voaray, resin’ny solontenan’ Atsinanana, tamin’ny isa 2 no ho 1 ny FC Rouge, tompondakan’Analamanga. Fihaonana notanterahina tany Ambatondrazaka. Ankoatra izay, nisaraka ady sahala 0 no ho 0 ny Five FC, nivarina […]
Mois : août 2023
SOMBIM-BAOVAO
Laura. Nibata ny medaly volamena ho azy koa i Laura Rasoanaivo teo amin’ny taranja Judo sokajy -70kg, amin’ny lalaon’ny Frankôfônia andiany fahasivy, atao any Kinshasa, RD Congo. Mamiratra hatrany ity Malagasy mpikatroka ity amin’izay fifaninanana atrehany. Tsiahivina fa izy no voalohany eran-tany eo amin’ny sokajy katsaky ny 70 kilao Barea […]
Gaborone Utd sy Elgeco Plus : hatao ny 19 aogositra ny lalao mandroso
Hotanterahina ny sabotsy 19 aogositra ho avy izao, ao amin’ny kianja Stade National de Gaborone, Botswana ny lalao savaranonando mandroso, hikatrohan’ny Gaborone United sy ny Elgeco Plus. Fihaonana, tafiditra ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’ny kaonfederasiona, taranja baolina kitra. Ao anatin’ny fanomanan-tena tanteraka amin’izao fotoana izao, ny Elgeco Plus. Nambaran’ny mpanazatra […]
Handball – IHF Trophy continental : Akio 27 vavy hanafika any Côte d’Ivoire
Hotanterahina manomboka ny 8 -12 aogositra ho avy izao, any Abidjan Côte d’Ivoire ny fifaninanana iraisam-pirenena IHF Trophy Continental, taranja HandBall. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny Akio de Madagascar. Niainga halina, nihazo an’i Abidjan, renivohitr’i Côte d’Ivoire ny Akio de Madagascar, sokajy “cadette” sy “junior” vehivavy, taranja handball. Hiatrika ny […]
Vaovao tambatra
Tapitra androany ny fe-potoana telo herinandro hanafoanana ny delestazy, araka ny toky nomen’ny filoham-pirenena, ny fiandohan’ny jolay lasa teo. Etsy ankilany, nilaza ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, fa ho tratra io fe-potoana io, saingy tsy ho foana tanteraka ny fahatapahan’ny herinaratra. Ho tapaka kosa ny famatsiana eny amin’ny […]




