Mois : août 2023

Ping-pong : nahazo medaly volamena ny isan-tarika, lehilahy

Tsy nitsanga-menatra ny taranja tenisy ambony latabatra. Anisan’ireo, nandrombaka medaly volamena ihany koa ry zareo, tamin’ny alalan’ny ekipa isan-tarika, lehilahy, nahitana an’i Nativel sy i Zo ary i Luciano. Fihaonana, notanterahina omaly alahady, teny amin’ny kianja mitafon’ny Zone Forello Tanjombato. Resin’i Madagasikara, tamin’ny isa 3 no ho 2 i Maldives […]

Sombim-baovao

Nandresy an’i La Réunion tamin’ny seta 3 no ho 1 i Madagasikara, ho an’ny taranja volley-ball, sokajy vehivavy. Afa-bela izany ny Malagasy, izay resin’i La Réunion teo amin’ny famaranana, nandritry ny lalaon’ ny Nosy 2019 natao tany Maurice. Tsy tafiditra tao anatin’ireo telo voalohany mahazo medaly ny Malagasy teo amin’ny […]

Basikety: tsara fanombohana ny Ankoay

Fahombiazana tanteraka ny azon’ny ekipa malagasy, taranja basikety, tao anatin’ny andro voalohan’ny fifanintsanana isam-bondrona, lalaon’ ny Nosy andiany faha-11. Nibata fandresena avokoa ny ekipa lahy sy vavy, teo amin’ ny basikety lalaovin’olona 5. Ho an’ity taranja ity, izay no­tontosaina ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina, nanao pao-droa […]