Lasan’ny jiolahy valo lahy nitam-piadiana ny vola 500 000 Ar mahery tao amin’ny fokontany Malaza, kaominina Ambohimanga Rova, ny alin’ny zoma 25 aogositra teo. Niditra an-keriny tao amina tokantrano iray ireo olon-dratsy. Nitaky vola sady nampiasa hery tamin’ireo lasibatra izy ireo. Nokorontanin’ny jiolahy ny trano. Nodarohany ka naratra vokatr’izany ny […]
Mois : août 2023
Lalam-pirenena fahefatra : nosokirina tao anaty kamiao ny fatin’ilay mpamily
Namoizana ain’olona indray ny lalam-pirenena fahefatra, omaly maraina. Kamiao lehibe roa nifandona . Vokany, namoy ny ainy ny mpamily iray, 53 taona. Nifampisokirina tao anatin’ny kamiao nentiny, ny fatin’ny mpamily iray niharan-doza teo amin’ny RN4, PK 202+500, fokontany Manjaka Avaradrano, kaominina Mahatsinjo, Distrika Maevatanana, omaly maraina. Niala an’Antananarivo nikasa hihazo […]
Tir en l’air du 28 août 2023
Les photos du 28 août 2023
Photo : Tiana R ; Mamiherison et Fanou
Travaux sur la RN9: une mission de la Bad attendue en septembre
Après l’inauguration d’une partie de la RN9 dans le cadre du Projet d’aménagement de corridor et de facilitation de commerce (PACFC), financé à hauteur de 150 millions d’Unités de Compte (UC), grâce à la contribution de plusieurs bailleurs dont la Banque africaine de développement (Bad), la troisième et dernière phase […]




