Le stade Barea a brillé de mille feux, hier soir lors de la cérémonie d’ouverture étincelante, des 11e Jeux des îles de l’océan Indien (JIOI), en présence du président de la République malgache, Andry Rajoelina et trois autres chefs d’Etat en l’occurrence le président comorien, non moins président en exercice […]
Mois : août 2023
Antenimierampirenena : niala amin’ny IRD ny depiote Idealson
Nandefa taratasy ho an’ny filohan’ny Vondrona parlemantera IRD, miara-dia amin’ny fitondrana ny solombavambahoaka voafidy tany Ampanihy Andrefana, Keron Idealson. Nambarany tamin’izany fa narosony izao fametraham-pialana amin’ ny maha mpikambana azy feno eo anivon’io vondrona io amin’ ny fizakany ny fahalalahana ananan’ny depiote. “Araka izany, miverina ho solombavambahoaka tsy miankina amin’ny […]
Minisitry ny Fitsarana : “Tena mahazo mirotsa-kofidina ny filoha Rajoelina”
Naneho ny heviny momba ny adihevitra ny amin’ny tsy fananan’ny filoha Rajoelina Andry zom-pirenena Malagasy ny minisitry ny Fitsarana. “Tena mahazo mirotsa-kofidina izy. Efa betsaka ny fanazavana sy fandraisam-pitenenana momba an’izay. Tsy mbola nisy ny didim-panjakana manafoana ny fizakany zom-pirenena maha Malagasy azy.” Io indray no fanazavan’ny minisitry ny Fitsarana, […]
VAOVAO TAMBATRA
Mandeha ny famolavolana ny tetikasa Fly-over Anosizato. Ho raisin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola ny ampahany betsaka anjaran’ny fanjakana malagasy, ho setrin’ny fampiasam-bola avy amin’ny mpamatsy vola iraisam-pirenena. Eo amin’ny sampanan-dalana RN 1 sy ny RN 58 A no hananganana io tetezana Fly-Over io. Hampindram-bola ny Jirama ny minisiteran’ny Toekarena […]
Karazan-javamananaina : mirindra ny fampivadiana azy amin’ny fambolena
Tsara ny tombana tamin’ ny fampidirana ny karazan-javamananaina eo amin’ny sehatry ny fambolena eto Madagasikara. Vokatra azo tamin’ny alalan’ny fiaraha-mientan’ny mpisehatra avy amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana, ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy ary ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga. Nisy ny atrikasa nahafahan’ireo mpiantsehatra fototra […]




