Anisan’ny taranja hiaka-tsehatra, anio, ny basikety lalaovin’olona 5, izay hatao etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Fantatra taorian’ny fivoriana ara-teknika fa ny ekipan’i Maurice no hifanandrina voalohany amin’i Madagasikara, eo amin’ny sokajy vehivavy, raha toa ka ry zareo Renioney kosa no hidona voalohany amin’ny Ankoay lehilahy. Tsiahivina, ao amin’ny vondrona A, […]
Mois : août 2023
Fifaninanana : taranja 13 hiditra an-tsehatra anio sabotsy
Hangotraka manomboka anio ny fifaninanana eo amin’ity lalaon’ny Nosy andiany faha-11, ity. Tsy miandriandry fa avy hatrany dia hisy ny fiadiana ny medaly volamena eo amin’ireo taranja sasany. Miisa 13 ireo hiakatra kianja avy hatrany. Hifantoka amin’ny fifaninanana amin’izay, manomboka amin’ity sabotsy 26 aogositra ity, ny lalaon’ ny Nosy. Taranjam-panatanjahantena […]
Sombim-baovao
El Hadary, Malagasy mpilalao Barea zandriny indrindra. Vao 16 taona monja ity lohalaharana malagasy ity, efa mametraka ny traikefany. Ny alakamisy lasa teo izy, nanome ny tsara indrindra avy aminy ho an’ny Barea. Hotanterahina anio eny amin’ny ACSA Ambohidahy ny andro voalohany amin’ny taranja Tenisy, ho an’ity lalaon’ny Nosy JIOI […]
Sport Gymnase Ankatso: efa vonona handray ny fifaninanana
Hanomboka anio, eny amin’ny Gymnase Ankatso ny fifaninanana taranja volley ho an’ny lalaon’ny Nosy, andiany faha-11. Vonona ny handray lalao amin’izany ny “Gymnase” Ankatso. Araka ny fanadihadiana natao ny alarobia lasa teo, teny an-toerana, miisa 500 ny isan’ny seza ary natao plastika manara-penitra izany. Novaina ho “béton” ny kianja filalaovana. […]
Filoham-pirenena telo no tonga: nakotroka ny lanonam-panokafana teny Mahamasina
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny lalaon’ny Nosy eto amin’ny ranomasimbe Indiana, andiany faha-11. Nakotroka ny lanonana. Nanome voninahitra ny lanonana izay tonga nanotrona ny fanokafana, ny filoham-pirenena 3 avy amin’ny Nosy Maurice, Seychelles ary Comores, niampy ireo andrimpanjakana maro avy amin’ny Nosy rahavavy. Niatomboka […]




