Mois : septembre 2023

NICOLAS SEGUI: hanolotra seho tsy panam-pahroa

Ho tontosaina eny amin’ny Institut Français de Mada­gascar (IFM) Analakely, anio, ny fampisehoana «Concert Piano-Voix», iarahana amin’i Nicolas Séguy, Frantsay mpahay kanto. Vonona hanome fahafaham-po ny mpijery, indrindra ny mpankafy zavamaneno Piano, ny tsara indrindra avy aminy i Nicolas Séguy, mandritra ity seho ity. Ny fikambanana Madaga­slam, miaraka amin’ny IFM […]

« Du Jardin à la Table »: tombony ho an’ny mpisehatra eo amin’ny haify

Omena lanja mandritra ny telo andro eny amin’ny AFT Andavamamba ny tontolon’ny haify sy ny zaridaina ary ny fambolena. Ankoatra ny fampirantiana dia ho hita eny koa ny atrikasa sy ny fampiofanana Nanomboka omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 30 septambra 2023, eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Anda­vamamba, […]

Nivoaka ny boky “Ny diako”: Nomena mari-boninahitra i Fela Razafindranto

Lanonana roa sosona no notontosaina tetsy amin’ny Tra­nombokom-pirenena An­o­sy, omaly. Notolorana ny mari-boninahi-pirenena, “Chevalier de l’ordre national” Raza­fin­drato Fela, fantatry ny maro amin’ny maha filoha mpitarika ny fikambanana Sembana Mijoro sy ny maha filoha nasionalin’ny fikambanam-behivavy manana fahasembanana eto Madagasikara azy. Niara-dalana tamin’izay ihany koa ny fampahafantarana ny boky mirakitra […]