Mois : septembre 2023

Dihy ankehitriny: fahombiazana ny « Festival Temps Fort Danse »

Hifarana rahampitso ny he­tsika goavana eo amin’ny dihy ankehitriny, natao teny amin’ny IFM Ana­lakely, nandritra ny telo herinandro. Ankoatra ny fampisehoana, hetsika maro no nentina nandravahana ny « Festival Temps Fort Danse ». Fotoana ihany koa nahafahan’ireo mpisehatra eo amin’ny dihy ankehitriny nifanakalo traikefa sy fahaiza-manao. Mbola maro ny hetsika ao anatin’izao […]

Hosodoko: nizara ny tsiambaratelony ireo matihanina

Tontosa omaly, teny amin’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM) Analakely, ny tafatafa niresahana ny mahakasika ny sary hosodoko sy ny tontolony, niaraka tamin’i Pety Rebely sy mpaha kanto samihafa, misehatra eo amin’ny fanaovana sary hoso­doko. Resadresaka tafiditra tao anatin’ny hetsika « Ensemble, rendez-vous », iresahana ny mahakasika ny haikanto sy ny tontolony izy ity. […]

Vanim-potoana ankehitriny: takon’ny politika ny kolontsaina

Toa tsy misy afa-tsy poli­tika sisa ny resaka ! Hatreto aloha, tsy mbola nisy mpanakanto na mpikarakara fampisehoana, nanemotra na sanatria nanafoana ny fandaharam-potoana hanatanterahiny izany. Misy hatrany ny seho, ny ranty, ny varotra fampirantiana, ny fifanakalozana trai­kefa na ny atrikasa, sns. Na izany aza, takon’ny politika ny kolontsaina. Saika isaky […]

VAOVAO TAMBATRA

Nilaza ny Jirama fa tsy delestazy ny fahatapahan-jiro, naharitra ora maro manerana ny faritra maromaro teto an-drenivohitra, tamin’ny alina. Fanapahana noho ny antony teknika no natao satria nisy fahasimbana ny fitaovana sy kojakoja amin’ny famatsiana herinaratra teny Anosizato. Tratra nangalatra jiron’ny Jirama ny toerana mpanamboatra kodiarana (vulcanisation) iray eny Anosizato. […]