Lavon’ny zandary ny dahalo roa lahy anisan’ireo nanao fanafihana mitam-piadiana tao amin’ny fokontany Bemahogo, kaominina ambanivohitra Ankaraobato, afakomaly. Samy nitondra basimborona ireo dahalo 18 lahy ka nanafika tao amina tokantrano iray. Nanao fanarahan-dia ny fokonolona sy ny zandary. Nanaovana sakana avokoa ireo kizo nahiana handosiran’ireo tsy valahara. Tsikaritry ny mpanara-dia […]
Mois : octobre 2023
Tovovavy novonoina : notrobahana zava-maranitra ny sofiny
Maty nisy namono ny tovovavy vao 23 taona, teny Antohibe Ambohidratrimo, omaly. Niboridana ny tapany ambany, novelesina ny lohany, natsipy teny amoron’arabe ny razana. Alahelo sy hakiviana ny an’ny fianakavian’Itompokovavy F. Tiana, tovovavy 23 taona, hita faty teny Antohibe Ambohidratrimo, omaly maraina tokony ho tamin’ny 5 ora. Niala tao an-trano, […]
25 oktobra 2023
Tir en l’air du 25 octobre 2023
Erratum
Une erreur s’est glissée dans l’article paru dans le journal les Nouvelles du 24 octobre 2023, à propos du nom du concessionnaire qui a signé un nouveau partenariat avec la banque BNI Madagascar. Il convient de lire CM Motors au lieu de CT Motors. Toutes nos excuses aux intéressés et […]




