Mois : novembre 2023

MS ZUIDERDAM: nitondra mpizahatany 1 800 nitsidika an’i Nosy Be

Tafiditra anatin’ny vanim-potoana fandalovan’ireo sambo lehibe (paquebot) mpitondra mpizahatany eto Mada­gasikara isika izao. Fotoana hampiroboroboana ny toekarena amin’ny alalan’ny fizahantany. Nandalo tao amin’ny faritra Nosy Be ilay sambo lehibe MS ZUIDERDAM ta­min’ny alalan’ny “Madagascar Air tours”. Manodidina ny 1 800 ireo mpizahatany tao anatin’ ny sambo izay avy amin’ny firenena […]

VAOVAO tambatra

Manomboka miverina amin’ny laoniny ny tsena eny Analakely sy ny manodidina taorian’ny toe-draharaha politika teto an-toerana. Miverina manokatra ny varavaran’ny tsenany ireo mpivarotra. Niantraika betsaka tamin’ny fihariana ny toe-draharaha toa ireny, misy tokoa ireo mpanararaotra ny hetsika ka man­droba sy mandrava tsena. Hatao ny 27 novambra izao ny fiofanana ho […]