Hampiantrano ny fifaninanana afrikanina “African School Football Championship”, taranja baolina kitra, natokana ho an’ny mpianatra, i Harare Zimbabwe. Hotanterahina ny 14 ka hatramin’ny 16 desambra izany, araka ny tapaky ny komity mpanatanteraka eo anivon’ny Kaonfederasiona afrikana ny baolina kitra (CAF). Anisan’ireo handray anjara amin’izany ireo kilonga malagasy. Sambany no hiatrika […]
Mois : novembre 2023
Trail – UTCS : nisongadina i Hobilalaina
Nifarana ny alahady lasa teo, teto Analamanga, ny andiany fahefatra amin’ny Trail – UTCS. Nisongadina ny zava-bitan’ i Hobilalaina, nandrombaka ny fandresena, teo amin’ny Ultra tour, mirefy 122 km. Tontosany tao anatin’ny 11 ora 02 mn 55 s, izany. Atleta avy amin’ny klioba Crown Vakinankaratra no tonga faharoa sy fahatelo, […]
Basikety – Africa 3×3 : hiaro ny voninahi-pirenena any Egypte ny Ankoay
Taorian’ny taona 2022, tonga indray ity ny fotoana hiatrehan’ny Ankoay ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika 3×3. Efa vonona tanteraka ny ekipam-pirenena malagasy. Nianga omaly teto an-tanindrazana hihazo any Le Caire Egypte ny ekipam-pirenena Ankoay, sokajy lehilahy sy vehivavy. Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “FIBA Africa 3×3”, taranja basikety, […]
INDRAY MIJERY
57 000 ny isan’ny mpianatra eny anivon’ny lycée misitraka tombontsoa mivantana amin’ny antontan-kevitra siantifika novokarin’ny fandaharanasa Educmad, anatin’ny faritra 14 manerana ny Nosy. Tsapa fa manomboka mahasarika mpianatra ny taranja siantifika taorian’ny fampiharana ny fandaharanasa tao anatin’ny taona maro. Miandrandra oram-baratra ny ankamaroan’ny faritra maro eto amin’ny Nosy manomboka anio, araka ny voalazan’ny foibe […]
Antananarivo Renivohitra : mampiasa paompim-pokonolona ny 76,1%-n’ny mponina
Raha ny tatitry ny tetikasa Produir dia mirefy eo amin’ny 2 400 hatramin’ny 3 000 ha ny faritra sahirana eto Antananarivo Renivohitra. Mijaly rano ny ankamaroan’ireo mponina ao. Mampiasa paompim-pokonolona ny 76,1% amin’izy ireo. Mampiasa vovo na lavadrano kosa ny 15,4%. Ny 8% ihany no manana rano fisotro madio ao an-tokantranony. Manaporofo izany fa mbola […]




