Mois : novembre 2023

Amboaran’i Madagasikara: Ekipa valo hanao lalao sakana amin’ny rugby

Hotanterahina rahampitso alahady, eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny lalao sakana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja rugby. Hiady lohany amin’izany ireo ekipa 12 voalohany sangany amin’ny “Top 12”. Araka ny fandaminana napetraky ny Malagasy Rug­by, hanao ny lalao sakana ireo ekipa nitana ny laharana fahadimy ka hatramin’ny fahavalo, niatrika […]

SOMBIM-BAOVAO

Nifarana omaly 25 novambra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja kick boxing, tany Portugal. Voahosotra ho tompondaka tamin’izany i Eduard (Azerbaidajan). Tsy anisan’ny nandray anjara i Madagasikara, izay nambaran’ny DTN, i Anigael Gastros, fa tokony ho nandresy satria tsy nandray anjara ihany koa i Russie, firenena anisan’ny kalaza. Hotanterahina any […]

CUA – «Orange Challenge» : hatao rahampitso ny lalao famaranana

Hifarana rahampitso, eny amin’ny kianjan’Alarobia, ny fifaninanana “Orange Challenge U-17 2023”, taranja baolina kitra. Hihaona eo amin’ny lalao famaranana amin’ity fifanintsanana ity, ny AS Jet Mada sy ny AS Etoile Filante. Raha hiverenana ny manasa-dalan’izy ireo, izay notontosaina ny alahady 19 novambra lasa teo, teny an-toerana ihany. Lavon’ny AS Jet […]

“Road to BAL”-Elite 16 : vonona handresy ny Cape Town Tigers ny Cospn

Hotontosaina anio, ao Johannesburg Afrika Atsimo, ny dingana manasa-dalana amin’ny “Elite 16”, lalao fifanintsanan’ny “Road to BAL” 2024, ho an’ny faritra Atsinanana. Hifandona amin’ny Cape Town Tigers ny Cospn Madagasikara. Ekipa tompon-tanàna ity hihaona amin’i Madagasikara, amin’ny manasa-dalana anio ity, amin’ny 6 ora hariva, ora eto an-toerana. Na izany aza, maneho […]