Ianjadin’ny fahasahiranana ny ankamaroan’ny tokantrano izay miseho amin’ny endriny maro samihafa. Toy ny tsy fahampian’ny fidiram-bola eo amin’ny ray aman-dreny, ny olana eo amin’ny mpivady, ny fahafatesan’ny ray na reny, ny fisian’ny fahasembanana ara-batana na ara-tsaina eo amin’ny ray aman-dreny… Antony mahatonga fahasahiranan’ny tokantrano iray izany. Ka mandrisika ny ray […]
Mois : novembre 2023
FANTINA sy FINTINA
Efa mananika maherin’ny 80% ny voka-pifidianana voarain’ny Ceni, omaly hariva tamin’ny 7 ora. Tsy nisy fiovana fa mitarika hatrany ny kandidà Rajoelina, nahazo ny 59,80%. Faharoa, nahazo ny 12,83% ny kandidà Ravalomanana, arahin’ny kandidà R. Siteny, 12,76%. “Raharaha Andohanimandroseza”, tsy misy mpiambina ny filohan’ny Antenimiera ireo voatifitra, araka ny nambaran’ny […]
Justice et Paix : nilamina ny fifidianana na hafakely aza
“Azo lazaina hoe hafakely iny fifidianana filohan’ny Repoblika iny izay nisy savorovoro politika, raha oharina amin’ny fifidianana nisy hatramin’izay”, hoy ny tatitry ny fanaraha-maso fifidianana nataon’ny Justice et Paix nentin’ny sekretera jeneraliny, ny pretra Andrianasolo Sata Jean-Noël. Tsy hoe tsy manara-dalàna na tsy ara-drariny ny dikan’ny hoe hafakely, fa ny […]
Maimbo…Maimbo !
Isan-taona, amin’ny vanim-potoana tahaka izao dia efa manimanitra asaramanitra ny tanàna. Efa mivolo andro noely ny eny an-tsena. Ny isan-tokantrano aza efa misy ny mametraka ny hazon’ny krismasy. Izay mba manamanan-katao efa mifanenjika laharana eny amin’ny mpanjaitra. Manomana fatratra ny hihaonana amin’ny fianakaviana iray manontolo. Tsy nifanenana nandritra ny […]
Tsy fanarahan-dalàna tamin’ny fifidianana : miandry ny fitoriana miaraka amin’ny porofo ny HCC
Mba tsy ho resabe fotsiny. Miantso sy manentana ireo nahita tsy fanarahan-dalàna tamin’ny fifidianana ny eo anivon’ny HCC. Nametraka fepetra momba izany anefa izy ireo. “Tokony hametraka fitoriana ireo nahita trangana tsy nanara-dalàna nandritra ny fifidianana. Na izany aza, ilaina miaraka amin’ny porofo izany”, hoy ny filohan’ny HCC, Rakotoarisoa Florent. […]




