Après avoir traité tous les PV, la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) proclamera demain le résultat provisoire de la présidentielle. La tendance reste presque inchangée avec le candidat n°3 qui est en tête du classement. Comme l’a indiqué le président de la Ceni, Dama Arsène Andrianarisedo, le résultat provisoire de […]
Mois : novembre 2023
Judo-Tomokazu Iwahori : nifarana ny iraka nataony teto Madagasikara
Niasa an-tsitrapo ho an’ny taranja judo teto Madagasikara, ny Sensei Tomokazu Iwahori, ilay mpanazatra teratany japoney. Nandritra ny taona vitsivitsy izy no nanampy ny Federasiona malagasin’ny judo, teo amin’ny lafiny teknika sy nanampy ny ekipam-pirenena malagasy niatrika fifaninanana iraisam-pirenena maro. Nifarana tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity izany iraka nataony ho an’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Tsy nandeha namonjy ny filankevitrin’ny fitsipi-pifehezana (CODIS) tany Thailande, ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM), Andriamilerovason Amiroudine. Nohamafisiny ihany fa efa nandefa taratasy tany amin’ i Claude Azema, filoha iraisam-pirenenan’ity taranja ity ny tenany amin’ny antony izany. Lavon’i Comores tamin’ny isa 1 no ho 0 i Ghana, ny talata […]
“Orange Pro League” : hanomboka ny volana janoary
Nambaran’ny filohan’ny Clubs de foot-ball élite de Madagascar, Rakotoarimanana Henintsoa na i Tôta, fa hanomboka ny volana janoary 2024, ny fifaninanam-pirenena “Orange Pro League” (OPL), taranja baolina kitra. Araka ny efa nambarany, misy ny fanovana hatao amin’ity fifaninanana ity. Anisan’izany ny hampiraisana ireo klioba rehetra mifaninana amin’ny OPL ao anaty […]
Road to BAL – Élite 16: nandresy ny Ferroviario ny Cospn
Nahomby ny ekipan’ny Cospn omaly, nanoloana ny Ferroviario Mozambika. Ao anatin’ny fifanintsanana “Élite 16”, hahazoana ny tapakila hiatrehina ny “Road to BAL” 2024, taranja basikety. Nandresy tamin’ny isa 88 no ho 57 ny Malagasy. Hatrany am-piandohan’ ny lalao no efa nanantombo ny Cospn ary voatazony hatramin’ny fiafaran’ ny fihaonana izany […]




