Anisan’ny tantara tsy fahita firy eo amin’ny tontolon’ny bagasy. Raha ny kaontinantan’i Eoropa no manavanana ny mpanakanto hanehoana ny talentany hatramin’izay. Niova izany, satria, nisafidy ny atsy Afrika i Mbosa sy i Mimi. Rahampitso, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro (ora any an-toerana), ao amin’ny Hekim University Riara Road, hanakoako ao Nairobi Kenya […]
Mois : décembre 2023
Samia masina amin’ny teniny: sarotra homen-danja ny fandikan-teny
Misy boky voasoratra amin’ny teny vahiny, adika amin’ny teny malagasy. Ao ny boky amin’ny teny malagasy hadika amin’ny teny vahiny. Mety tsy ho boky iray manontolo koa anefa fa mety ho lahatsoratra na tononkalo iray na roa no adika amin’ny teny hafa. Misy fiantraikany any amin’ny hasin’ny soratra izy ireny. […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanaraka fiofanana any amin’ny klioba frantsay D2, Paris FC, ny Malagasy mpanazatra Barea, Rakotondrabe Romuald Felix. Natao hampivoarana ny Malagasy teknisianina izany. Tsiahivina fa fanamby goavana no miandry an’i Rôrô, handraisan’i Madagasikara anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2026”. Nihemotra tany amin’ny faha-109 ny laharan’i Madagasikara raha ny […]
FIBA 3X3 Africa Cup: hanokatra ny lalao anio ny Ankoay
Hanomboka anio, any Le Caire Egypte, ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja basikety 3×3. Ny ankoain’i Madagasikara no hiakatra an-kianja voalohany, na ny sokajy lehilahy na ny vehivavy. I Maraoka no hifanandrina amin’ny Ankoay voalohany na lahy na vavy. Aorian’izay, hiatrika avy hatrany ny ekipan’i Kenya, ny Ankoay, lehilahy, anio […]
Basikety: nodimandry omaly ny Coach Bomba
Misaona ny tontolon’ny basikety malagasy. Nodimandry omaly, tao amin’ny hôpitaly HJRA, Randriamanalina Herilanto, fantatry ny maro amin’ny anarana Coach Bomba. Araka ny loharanom-baovao, tojo tsy fahasalamana ny tenany ka naiditra hopitaly, indrisy, izao tsy tana izao ny ainy. Tsy nilaza mazava ny aretina nahazo azy ny fianakaviany. Fantatra teo amin’ny […]




