Nitrangana firehetana tao amina garazy iray eny Alakamisy Fenoarivo, afakomaly alina. Fiara Sprinter iray kila hotohoton’ny afo. Tsy nisy noraisina intsony ity fiara levona tao anaty afo ity. Tsy mbola fantatra mazava izay antony nahatonga ny firehetana fa niainga avy ao amin’ity fiara Sprinter ity ny afo. Misy fiara maromaro […]
Mois : décembre 2023
Tsiroanomandidy : dahalo tratra tao anaty taksiborosy
Saron’ny polisy ny dahalo iray malaza ratsy amin’ny fanafihana sy fitazomana basy sy odiratsy tao Vohilava Andranomadio, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny alatsinainy teo. Teo am-pisavana ireo taksiborosy amin’ny zotra nasionaly mampitohy an’Antananarivo sy Tsiroanomandidy no nahatrarana ity dahalo ity niaraka tamin’ireo fitaovam-piadiana ireo. Teo am-pisavana ny fiara, nampiahiahy ny fihetsiny ka nahatonga […]
Polisy nilatsaham-potaka : niara-maty ilay ankizilahy 9 taona sy ny reniny
Maty tsy tra-drano vokatry ny ratra mafy nahazo azy ny renim-pianakaviana iray sy ny zanany lahy tao Manakambahiny Ambatondrazaka, afakomaly. Andro niditra ! Niharan-doza tampoka ny raim-pianakaviana iray izay polisy sy ny vady aman-janany, ny harivan’ny alatsinainy 18 desambra teo. Nitondra moto, nihazo an’Amparafaravola izy telo mianaka ireo, haka ny karaman-drangahy. […]




