Le granite de la RN1: Sur commande de la créativité, le savoir faire de l’artisan!
Mois : janvier 2024
« Grand Tournoi d’Antananarivo » : hanao famaranana ny Disciples FC sy ny US Pro
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus By Pass, ny lalao famaranana, fifaninanana “Grand Tournoi d’Antananarivo (GTA)”, taranja baolina kitra. Hiady ny amboara lehibe sy ny lelavola 20 tapitrisa Ar amin’izany ny US Pro Analamanga sy ny Disciples FC. Tsiahivina fa ny ekipan’ny Disciples FC nanilika ny Ajesaia, tamin’ny isa […]
SOMBIM-BAOVAO
Nandresy, tamin’ny isa 3 no ho 0, an’i Zimbabwe i Madagasikara, nandritra ny fifaninanana «ITF/CAT Africa», taranja tenisy, sokajy «junior» U16, lehilahy. Mipetraka laharana voalohany izy ireo, raha toa ka mandresy an’i Afrika Atsimo. Ho an’ny vehivavy U14, mila mandresy an’i Eswatini izy ireo raha tiany ny hanao manasa-dalana. Nifindra […]
Judo 2024 : hanjaka ny fifaninanana iraisam-pirenena
Feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny federasiona malagasin’ny judo, amin’ity taom-pikatrohana 2024 ity, indrindra ny eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Maromaro ny fifaninanana iraisam-pirenena hatrehina. Hisantarana izany ny “Tournoi international de Maurice”, eo amin’ny sokajy Minimes, Cadets ary Seniors. Fifaninanana hotanterahina ny 20 sy 21 janoary izao. Aorian’izay, hisy ny “Open international Saint […]
Kitra – Can 2024: hanohitra an’i Côte d’Ivoire i Guinée Bissau
Hanamarika ity anio ity ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (Can 2024). Hanokatra izany i Côte d’Ivoire sy i Guinée Bissau. Hangotraka ny fihaonan’ny roa tonta. Hifantoka atsy Côte d’Ivoire avokoa ny mason’izao tontolo izao. Hanomboka amin’ny fomba ofisialy ao amin’ny Stade Ado Ebimpé […]




