Mois : janvier 2024
Taekwondo – “Lalao Olympika 2024” : hiady ny tapakila ny Malagasy mpikatroka
Hotanterahina any Dakar Sénegal, ny volana febroary ho avy izao, ny fifanintsanana amin’ny ady tapakila hiatrehana ny “lalao olympika JO”, Paris 2024, taranja Taekwondo. Anisan’ireo mandray anjara amin’izany ny Malagasy mpikatroka taekwondo eto an-toerana. Hisy ny lalao fifantenana “match test” amin’ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Centre de formation […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny alahady ho avy izao, eny amin’ny kianjan’Arivonimamo, ny lalao famaranan’ny “Coupe de la ligue” ho an’ny faritr’Itasy, taranja baolina kitra. Araka ny vaovao voaray, ny ekipan’ny RCI Arivonimamo sy ny Jamaica JFC Analavory, hiady ny amboara amin’izany. Hatramin’izao, tsy mbola misy Malagasy atleta efa tafita hiatrika ny fifaninanana […]
Baolina kitra : hiatrika lalao maro ny Barea
Araka ny fikarohana natao omaly, maro ireo lalao iraisam-pirenena miandry ny ekipam-pirenena malagasy, Barea de Madagascar. Ankoatra ny lalao ara-pirahalahiana izay hataon’izy ireo ny volana marsa ho avy izao, hiatrika ny fifanintsanana “Mondial” izy ireo ny 3 hatramin’ny 11 jona 2024. Manomboka ny volana septambra ho avy izao, handray anjara […]
Fifanintsanana “Afrobasket 2025” : tsy afaka miatrika ny lalao i Mathias M’Madi
Hotanterahina eto Madagasikara, manomboka ny 15 – 19 janoary ho avy izao, ny lalao fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Afrobasket 2025”. Tsy navelan’ny kliobany hiatrika izany i Madi. Nihena iray ny lisitr’ireo Ankoay, Malagasy mpilalao, sokajy “senior” lehilahy, araka ny vaovao navoakan’ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), omaly. Ilay Malagasy […]




