Mois : janvier 2024

INDRAY MIJERY

Nosokafana avy hatrany ny « Centre de coordination opérationnel » miasa andro sy alina, mandrindra ny fitantanana sy fanaraha-maso ny tranga amin’ny fiatrehana ny fandalovan’ny rivodoza Alvaro. Efa an-dalana mihazo an’i Morombe ny ekipan’ny BNGRC sy ny mpiara-miombon’antoka, mitondra ny fitaovana samihafa toy ny moto pompe, sns. Olona 100 no […]

Andro ratsy : nihotsaka ny lalana Mahazengy Fianarantsoa

Vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Alvaro teto amin’ny Nosy, nihotsaka omaly hariva, ny ampahan-dalana any amin’ ny lalam-pirenena RN7, ao amin’ny fokontany Mahazengy Fianarantsoa, eo amin’ny PK 416+300. Nanodidina ny tamin’ ny 2 ora tolakandro no nirodana izany. Misesy ny oram-be entin’ny rivodoza any an-toerana. Niteraka tondradrano sy fiakaran’ny rano tao […]

Rivodoza Alvaro : 421 traboina, tanimbary 200 ha dibo-drano

Namakivaky an’i Madagasikara, omaly ilay rivodoza Alvaro. Tokantrano 99 tra-boina tany Morombe. Tapaka ny lalam-pirenena fahafito. Dibo-drano ny tanimbary any Beroroha. Hatramin’ny omaly ato­andro, 421 ny isan’ny tra-boina tao Morombe. Nisy olona 401 voatery nafindra toerana. Toeram-pandraisana enina : Ambohitsy, Anta­nandava, Avaradrova, Tsihake ary Tsinjorana no nametrahana azy ireo. Vokatry ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Hosoloina ny fantson-drano eto an-drenivohitra, izay efa antitra sy simba ny ankamaroany. Io no anisan’ny fanambin’ny filoha Rajoelina, hamahana ny tsy fahampian’ny famatsian-drano, saika manerana ny toerana maro eto Antananarivo sy ny manodidina amin’ny atoandro sy ny alina. Tapaka ny lalam-pirenena RN4, ny 28 desambra hatramin’ny 4 janoary izao, manomboka […]