Mois : janvier 2024

Famonoana ben’ny Tanàna : miaramila DAS dimy migadra vonjimaika

Niakatra fampanoavana tao Ankazobe, omaly, ireo olona sivy voarohirohy ho niray tsikombakomba tamin’ny famonoana ben’ny Tanàna iray tao amin’ny kaominina Andranomiely. Miaramila dimy notanana eny Tsiafahy. Voatana vonjimaika any Tsiafahy avokoa, omaly, ireo miaramila DAS miisa dimy niasa tao amin’ny kaominina Andranomiely, noho ny raharaha vono olona nahatsiravina nahavoasaringotra azy […]

Nisoloky Cash point : roa vavy voasambotra

Nikasa hisoloky vola 800 000 Ar tamina Cash point, vehivavy roa tratran’ny fokonolona tetsy Antaninarenina, omaly. Nanatona kioska fandefasam-bola izy roa vavy. Handefa vola mitetina 200 000 Ar isanisany ho an’ny sefo fokontany maromaro ireto vehivavy ireto, araka ny fifanarahany tamin’ny mpampiasa azy. Efa nisy ny sora-bola, araka izany, anaty findain’izy ireo […]

Lozam-pifamoivoizana: Iray maty, 10 naratra mafy teny Mandraka

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona indray teny lalam-baovao Tsarasaotra, omaly. Tovolahy iray 18 taona nazeran’ny moto ka nifatratra tany ambany kamiaobe. Olona iray hafa koa namoy ny ainy tao Mandraka raha 10 naratra mafy. Nandriaka ny ra ! Maty tsy tra-drano ilay tovolahy 18 taona mbola mpianatra tratran’ny lozam-pifamoivoizana teny Lalam-baovao, omaly […]