Mois : février 2024

Fitaleavam-paritra- MJS : misokatra ny fanaterana antontan-taratasy

Taorian’ny fanafoanana ny didim-panjakana nanendry ireo talem-paritry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, misokatra ny fanaterana antontan-taratasy manerana ny Nosy. Voakasik’izany avokoa ny ankamaroan’ny faritra, toa an’Analamanga, Amoron’i Ma­nia, Alaotra Mangoro, Ana­lan­jirofo, Melaky, Matsiatra Am­bony, Sava, Vatovavy, Fito­vinany, Vakinankaratra, Dia­na, Sofia, Ihorombe, Menabe, Boeny, Betsiboka, Itasy, Atsimo Atsinanana, Atsimo Andrefana, Androy, […]

“Afrobasket 2025”: Laharana fahatelo ny Ankoain’ i Madagasikara

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao Le Caire Egypte, ny lalao mandroso, dingana voalohan’ny fifanintsanana “Afrobasket 2025”. Laharana fahatelo no misy ny Malagasy. Tamin’ny alalan’ny fandresena tokana azon’ny Ankoay, lehilahy, omaly no nahatafapetraka azy ireo ho eo amin’ny laharana fahatelo. Fifaninanana nanatanterahana ny lalao mandroso amin’ny “1ère fenêtre”, fifanintsanana “Afrobasket […]

TARATRY ny KANTO

Nankalaza ny faha-20 taona nikabariany i Souleman ny faran’ny herinandro teo, teny Antanetibe Mahazaza. “Ny olombelona no harena, tsy hanao hetsika fitadiavam-bola fa hanao asa soa amin’ny sehatra maro”, io ny teny filamatry ny fankalazana. Fotoana nifam­piza­rana ireo fahatsiarovan’ny maro azy teo amin’ny lafiny rehetra ihany koa. Tontosa tetsy amin’ny […]

Haneho ny maha izy azy: hiaka-tsehatra ny tarika Iniah

Hiverina hiaka-tsehatra indray ny tarika Iniah, mivoy ny mozika mafana, amin’ny 2 marsa izao, manomboka amin’ny iray ora tolakandro, rehefa tsy henoheno nandritra ny fotoana naharitra. Hatao etsy amin’ny Le pavé Anta­naninarenina ny fampise­hoana “dejeuner concert” karakarain’izy ireo, mitondra ny lohateny hoe: “embona sy kalo”. Tanjona ny hampahafantarana ny vokatra […]