Mois : février 2024

Un point de non-retour

« Des faits nouveaux » ayant trait à l’assassinat, le 11 février 1975, du colonel Richard Ratsimandrava. La révélation émane d’un député dont nous nous réservons le droit de citer nommément. Le temps d’une rencontre avec les médias avant-hier, l’intéressé s’est fait le porte-parole de nombreuses associations se targuant d’être en possession […]

Ping Pong – “Mondial 2024”: resin’i Japon i Madagasikara

Notanterahina, omaly, ny andro fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tenisy ambony latabatra, “ping pong”, lalao iraisana, izay atao any Busan Korea Atsimo. Ratsy ny vokatra ho an’ny ekipam-pirenena Malagasy. Nomontsanin’i Ja­pon, tamin’ny isa 3 no ho 0 izy ireo. Raha hiverenana ny fihaonan’ny roa tonta. Lavon’i Harimoto […]

SOMBIM-BAOVAO

Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny fanofanana voalohany ho an’ireo mpitsara baolina kitra any amin’ny faritr’Ihorombe. Nahatratra 20 mianadahy ireo nandray ny fampianarana tany an-toerana. Tsara marihina fa ny DRA Ihosy sy ny ligin’Ihorombe no nikarakara ity hetsika ity. Nifarana ny sabotsy teo, tao Antsirabe, ny “Football for School”, nokarakarain’ny […]

Échecs-Lalao Afrikanina : Solontenan’ny Malagasy i Fy sy i Tsinjoniavo

Anisan’ny taranja hifaninanan’i Madagasikara, mandritra ny lalao Afrikanina, hatao any Ghana, ny lalao Échecs. Hisolo tena ny Malagasy amin’izany Rakotomaharo Fy sy i Tsinjoniavo Aina Mahasambatra, ny 8 hatramin’ny 12 marsa izao. Samy antenaina hahazo medaly izy mianadahy ireto, araka ny nambaran’ny filohan’ny federasiona malagasin’ny Échecs, Andrianantenaina Ramalanjaona. Tsiahivina, vao […]