Mois : février 2024

Depiote Raholdina Naivo : “Olona manana ny maha izy azy ny ho depiote”

“Mba olona tokony ho efa manana ny maha izy azy ny hoe solombavambahoaka”, hoy ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, faritany Antananarivo, ny depiote Raholdina Naivo, voafidy tamin’ny anaran’ny IRD, ma­noloana ny resaka ny amin’ny anto-bola 20 tapitrisa Ar amin’ny firotsahan-kofidina ho depiote. Misy fandaniana amin’ny fanatanterahana fifidianana. Tsy olona hangalatra […]

Haitao… hay atao

  Mihazakazaka be amin’izao ny fivoarana sy fampiasana ny haitao vaovao, avo lenta, mivelatra… Tsy azo ihodivirana fa azo ampiasana azy avokoa ny sehatra rehetra: manamora ny fiainana, manafaingana izay atao, mampandroso… Mampifanakaiky izay mifanalavitra, ohatra, ny haitao. Misy na tsy ilaozan’izay lafiratsiny toy ny zavatra rehetra izay fihazakazahana amin’ny […]

Andriamarotafika Soava: “Fifidianana izay lany fe-potoam-piasana no irosoanay”

Naneho ny heviny ny mpampakatenin’ny Ceni mahakasika ny fangatahan’ny firaisamonina sivily sasany momba ny tetiandrom-pifidianana. ”Fifidianana izay lany fe-potoam-piasana no irosoana”, hoy izy. “Hatramin’izao aloha, izay fifidianana amin’ireo olom-boafidy lany fe-potoam-piasana nofaritan’ny Ceni amin’ny maha mpanomana sy mpikarakara ary mpanatanteraka fifidianana azy no irosoanay.” Io ny fanehoan-kevitry ny mpampakatenin’ny Ceni, […]

Zava-mahadomelina : Ramatoa nahatrarana rongony 8 kg

Voasambotry ny mpitandro filaminana ny ramatoa iray mpivarotra rongony tao amin’ny fokontany Maevarano, kaominina Ankazomborona, distrikan’i Marovoay, afakomaly. Naharay fampahafantarana avy amin’ny tsara sitrapo ny zandarimaria miasa ao an-toerana fa manaparitaka rongony ary mivelona amin’ny alalan’ny famarotana io karazan-java-mahadomelina ma­nimba tanora io ilay ramatoa. Nidina ifotony nanamarina ny zava-misy marina […]

Fanafihana biraon’ny zandary: misokatra ny fanadihadiana

Efa misy ireo olona voasambotra atao famotorana momba ny fanafihana biraon’ny zandary borigadin’Ankazomiriotra, omaly. “Maromaro ireo voasambotra atao famotorana ary misy ireo mbola karohina”, hoy ny fanazavan’ ny zandary ao Man­doto. Kila tsy nisy noraisina ny fiara iray niaraka tamin’ny moto fito nodoran’ny fokonolona. Lehilahy voalaza fa notifirin’ny zandary tao […]