Mois : février 2024

TARATRY ny KANTO

Hampahafantarina i Andry Elrà. Izy indray no nosafidian’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina, mandritra ny “Sehatry ny mpanoratra” amin’ity volana ity. Poeta sy mpanoratra ary mpanao gazety avy any amin’ny Faritra Itasy i Andry Elrà. Maromaro ireo hetsika hampahalalana azy sy ny asa sorany mandritra izany. “Ho aiza”? Fampirantiana ny […]

« Variations »: hahazo tombony ny mpisehatra haisoratra

Tontosaina eny amin’ny Institut français de Madagas­car (IFM) Analakely, ny 21 sy 24 febroary 2024, ny “Va­ria­tions”. Mpahay kanto maro samihafa no hiandraikitra ny fanatontosana izany, mandritra ireo fotoana ireo. Mandray anjara amin’izany Mose Njo, Elie Ramanankavana, Hary Rabary, Kemba Ranavela ary i Njaka Rakotonirainy. Han­dra­vaka ity hetsika ity ihany […]

« Mifampitantana 2024 »: manome fotoana ny mpankafy indray i Bodo sy i Poopy

Tany amin’ny 15 taona lasa no nivoaka ilay tamba-kira malaza nataon’i Bodo sy i Poopy. Nanomboka teo, lasa fampisehoana anisan’ny be mpiandry indrindra ny fiarahan’izy ireo. Ho avy ny manaraka. Ity angamba ny fampiaraham-peo be mpankafy in­drindra… Ary mbola miandry hatrany ireo mpankafy, ka manome fotoana azy ireo indray i […]

Voninkazo orchidée : mampitombo ny toekarena sy mitondra fahasalamana

Voninkazo miavaka sy mitondra soa maro ho an’ny zanak’olombelona ny orchidée. Efa maro ny mpikaroka miezaka mitady sy manodina ny vokatra ho lasa akora hafa azo ampiasaina hitondra soa ho an’ny olona. Mahatratra 25 000 ha­tramin’ny 30 000 ny vo­ninkazo orchidée miparitaka manerana an’izao tontolo izao. Ahitana betsaka azy indrindra ny any […]

FANTINA sy FINTINA

Nitsidika ireo kaominina 15 mandrafitra ny distrikan’i Fandriana, faritra Amoron’i Mania, ny loholona Rasolondratsimba Raymond na Ray­mond Nala, ny farany herinandro teo. Novaliny ny hetaheta any ifotony: simenitra 1 500 lasaka, fanitso 1 700, loko 1,5 taonina, dabilio 530, jiro 25 000, vola 13 tapitrisa Ar, masininina fihavam-bary folo… Ireo no santionan’izay nekena fa hatolotra. […]