Mois : mars 2024

Lalao Afrikanina: vonona haka ny medaly volamena ny Makis Ladies

Hotanterahina manomboka ny 18 marsa ho avy izao ny fifaninanana rugby lalaovin’olona fito, amin’ny Lalao Afrikanina atao any Accra Ghana. Fanamby goavana ny miandry ireo Makis, vehivavy. Nanainga omaly, teto an-tanindrazana, hihazo an’i Accra Ghana ny Makis Ladies Madagascar, hiatrika ny Lalao Afrikanina amin’ny taranja rugby lalaovin’ olona fito. Nambaran’izy […]

FANTINA sy FINTINA

Maromaro ireo sefo distrika nesorina amin’ny toerany tamin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly, teny Iavoloha. Anisan’izany ny distrikan’Am­bohi­dratrimo, Betafo, Ambilobe, Port Bergé, Ifanadiana, Iakora, Betroka ary i Miandrivazo. Tanjon’ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka amin’ny 100 andro ny hampiakarana hatrany amin’ny 50% ny fangatahana fotoana hanaovana pasipaoro amin’ny alalan’ny internet. Efa maherin’ny 21% ireo […]

Antenimierampirenena : miampy 12 ny isan’ny depiote hofidina

Raha 151 ny isan’ny depiote amin’izao fotoana izao, miampy 12 izany. 163 ny depiote hofidina amin’ny 29 mey. Nolanian’ny filankevitry ny minisitra, teny Iavoloha, afakomaly, ny didim-panjakana famenon’ny didim-panjakana lah. 2019-189 tamin’ny 20 febroary 2019 mamaritra ny isan’ny depiote sy ny fitsinjarana ny toerana manerana an’i Madagasikara ary ny fomba […]

Raikitra amin’izay !

  Mihazakazaka ny toe-draharaha mahakasika ny fifidianana. Raikitra amin’izay ny lalao. Efa mivoaka ny fitsipika sy ny isan’ny olona ho raisina, hiakatra eny ambony kianja. Nampitomboina mihitsy aza izany mba hahafahan’ny distrika isanisany hisitraka ny tombontsoa sahaza azy. Ho mpisolovava rahateo izay ho lany « match » sy ho lany ka samy […]