Mois : mars 2024

Fampianarana teny japoney : diplaoma iraisam-pirenena ny JLPT

Indroa isan-taona ny fitsapam-pahaizana miteny japoney, amin’ny alalan’ny JLPT, atao eto Madagasikara. Efa mahaliana tanora maro io tenim-pirenena vahiny io. Nitondra fanazavana ma­hakasika ny fampianarana teny japoney na ny Japanese Language Profi­ciency Test eto Madagasikara (JLPT) ny masoivoho japoney. Fanadinana hitsapana fahaizana teny vahiny iraisam-pirenena ny JLPT. Mitovy amin’ ny […]

TARATRY ny KANTO

Nate Tex – Piment Café Behoririka. Sambany tao anatin’ny taona maro! Tsy dia mpanao “cabaret” firy i Nate Tex, kanefa nisafidy ny Piment Café Behoririka izy, anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Hamerina indray ireo hira nankafizan’ny maro azy, hatrany amin’ny “Mahatalanjona”, “M’Fly away”, sns, hatramin’ireo nivoaka faramparany, […]

Slam Nasionaly: efa manomboka ny fifantenana isam-paritra

Hotanterahina ny sabotsy 16 marsa 2024 ny fifaninanana rejionaly, ahafahana miatrika ny «Slam nasionaly 2024». Ny mpiangaly slam avy ao Mahajanga, mivondrona ao anatin’ny “Collectif Slama­sôva”, sy ny avy eto Anta­na­narivo, ao anatin’ny “Mada­gaslam Section Tanà” no hanao izany rahampitso. Eny amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Anda­va­mamba no hanatontosana izany […]

« Dis-moi dix mots »: hampahafantatra ny teny frantsay

Tanterahina eny amin’ny Alliance française d’Antana­narivo (AFT) Andavamamba, ny 19 marsa 2024 hatramin’ny 29 marsa 2024, ny « Dis moi dix mots ». Fampirantiana amin’ny lafiny fampianarana sy fanabeazana, indrindra eo amin’ny tontolon’ny teny frantsay. Hetsika fanaon’ny AFT isan-taona izy ity. Tanjona ny hampivelarana sy hampahafantarana bebe kokoa ny teny frantsay, indrindra […]