Mois : mars 2024

Razanamahasoa Christine : nanotrona azy hatrany ny masoivoho malagasy ao Paris

Tsy marina ny filazana fa tsy noraharahian’ny ambasady malagasy ao Paris ny delegasiona notarihin’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine. Efa iray volana mialoha no nanomanana ny fikarakarana rehetra. Nitondra fanazavana momba ny fivahinianan’ny filohan’ny Anteni­mi­erampirenena, Razanama­hasoa Christine tany Fran­tsa, ny masoivoho ao Paris. Nambaran’ny eo anivon’ny ambasady fa teo hatrany ny masoivohon’i […]

Begoaika Antanifotsy: taksiborosy nivadika, olona 20 indray naratra

Olona 20 indray naratra tamin’ny lozam-piarakodia tao Begoaika, fokontany Ante­mitra, kaominina sy distrikan’ Antanifotsy RN 7, Pk 103+600, afakomaly hariva . Fiara Sprinter, taksiborosy iray avy any Antsirabe hiakatra an’Antananarivo no nivadika tampoka teny am-pandehana rehefa nidina ny fidinana misy fiolahana ivelan’ny tanàna. Nivadika nivoaka ny lalana amin’ny ilany havia […]

Fakana an-keriny: maty voatifitra i Dofa

Rotiky ny balan’ny zandary tao Brieville Tsaratanana, ny sabotsy alina teo, ny dahalo raindahiny, fantatra amin’ny anarana hoe i Dofa na Fongitiky. Dahalo malaza ratsy amin’ny fakana an-keriny miharo vonoan’olona ity dahalo ity. Anisan’reo tompon’antoka tamin’ny fandoroana olona 32 tao Ankazobe izy. Raha ny tatitra nampitain’ny zandary, anisan’ireo mpaka an-keriny […]